Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, 2015. Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Advertisements

Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
ABYŚ PRAWIDŁOWO ROZWIĄZAŁ KRZYŻÓWKĘ NALEŻY KLIKAĆ NA PONUMEROWANE OBRAZKI. ŻYCZĘ POWODZENIA.ZACZYNAMY Opracowanie: Iza Rzepecka Ucz kl VI S.P w Stróżach.
Poster size is (size 43*60 cm). a na na na na nna na aan ananan nanana ananana ana na an ana ana ananana nananan na ana nana nanana nana na nannanan nanana.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Dr.farahani MD-Mph Arak health center
You Are The Most High God
75 Has 7 in the tens place Odd Number Less than 100
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
Making Tens.
Making Tens.
12 Has 1 in the tens place Even Number Less than 20
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
5 - Electrocution Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
17 - Concrete and Masonry Construction
26 - Lockout Tagout
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Kākau ʻia na Kapa Palakiko
Presentation transcript:

Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, 2015

Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana ilay mpaminany (Jeremia 11:18-23) Ny fitarainan'ilay mpaminany (Jeremia 12:1-5) Valiny avy any ambony Hain-tany (Jeremia 14:1-10)

“Izao no lazain'i Jehovah: ho voaozona izay olona matoky olona sy manao ny nofo ho sandriny, ka miala amin'i Jehovah ny fony.” (Jeremia 17:5) “Fa ho tahaka ny olona mahantra any an-tani- hay izy ka tsy mba hahita, na dia avy aza ny soa; Fa honina any amin'ny tany karankaina any an- efitra, dia any amin'ny tany sira izay tsy onenana.” ( Jeremia 17:6) “Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah, dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny.” (Jeremia 17:7) “Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron- drano izy, izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha, ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro, sady ho maitso ny raviny, ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro, fa tsy hitsahatra ny famoany.” (Jeremia 17:8) “Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra sady manana aretina tsy azo sitranina; Iza moa no mahafantatra ny aminy?” (Jeremia 17:9) Lalana roa ihany no misy: na matoky an'Andriamanitra aho na tsia. Ahoana no ahafahako mitoky amin'ny olona hafa? Na dia ny tenako aza tsy azoko itokisana, satria mamitaka ahy ny foko.

“Ny fahotan'ny Joda dia voasoratra tamin'ny fanoratana sy tamin'ny diamondra fanoratana; voasoratra ao am- pony tahaka ny amin'ny vato fisaka sy eo amin'ny tandroky ny alitarany izany.” (Jeremia 17:1)

“Rehefa miresaka ny amin'ny fo vaovao i Jesosy, dia ny saina, ny fiainana sy ny tena manontolo no tiany hambara. Ny mandalo fiovam-po dia ny miala amin'ny firaihana amin'izao tontolo izao, ary mametraka an'izany eo amin'i Kristy. Ny manana fo vaovao dia ny manana saina vaovao, fikasana vaovao, fanoitra vaovao. Inona no famatarana ny fo vaovao? Ny fiovam-piainana. Misy ny fahafatesan'ny fitiavan-tena sy ny avonavona isan'andro sy isan'ora.” E.G.W. (Sons and Daughters of God, 3 Aprily)

“Fa izaho dia tahaka ny zanak'ondry bonaika, izay entina hovonoina; ary tsy fantatro fa izao no tetika nataony namelezany ahy: Aoka hosimbantsika ny hazo mbamin'ny voany, ary aoka hofongorantsika hiala amin'ny tanin'ny velona izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anarany.” (Jeremia 11:19) Nikasa ny hamono an'i Jeremia ireo olona tao Anatota mba hampitsaharana azy tsy haminany, tahaka ireo olona tao Nazareta sy i Jesosy. Nanantena i Jeremia fa ny fianankaviany, ny rahalahiny sy ny mpisorona dia hanohana azy amin'ny fanitsiana ny fahotan'i Joda. Kanefa nasehon'Andriamanitra azy fa ireo izay tena akaiky azy indrindra no maniry ny fahafatesany. Rehefa hitan'i Jeremia izany dia nahatakatra ny fihetsik'ireo izay tsy naniry ny hanitsy ny fahotany izy.

“Raha mifandahatra aminao aho, Jehovah ô dia Hianao no marina; nefa kosa aoka ihany mba handahatra aminao aho: Nahoana ary no ambinina ny lalan'ny ratsy fanahy? Nahoana no miadana ny mpiodina rehetra?” (Jeremia 12:1) Na dia nanatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra aza i Jeremia, dia ory izy kanefa ny mpanota dia nambinina. Efa saika maty mihitsy izy ary tsy nisy nihaino intsony. Nanontany an'Andriamanitra ny amin'ny tsy rariny i Jeremia, toa an'i Asafa ao amin'ny Salamo 73. Ahoana no hianarantsika mitoky amin'Andriamanitra na dia eo aza ireo tsy rariny sy faharatsiana manodidina antsika? “Raha niara-nihazakazaka tamin'ny mandeha an- tongotra ianao ka voany, dia hataonao ahoana no fihaika ny soavaly? Ary raha eny amin'ny tany miadana no anananao toky, hanao ahoana kosa ianao, raha mby any amin'ny kirihitrala eny amoron'i Jordana?” (Jeremia 12:5) Namaly an'i Jeremia Andriamanitra. Mety ho henjana ny valiteniny, kanefa dia tena teny fikasana tokoa izany: “Raha matoky Ahy ianao, dia hanome anao hery handresena ireo zava-tsarotra mafy indrindra Aho.”

“Avelan'Andriamanitra haahzo fanambianana ny ratsy fanahy ka haneho ny fandrafiany Azy, mba ho hitan'ny reehtra ny fahamarinany sy ny famindrampony amin'ny fandringanana azy ireo tanteraka, reehfa mahafeno ny fatran'ny faharatsiany izy. Mihazakazaka ny andro famaliany, andro izay handraisan'izay reehtra nandika ny lalàny sy nampijaly ny vahoakany ny valiny tokony noraisiny amin'izay nataony; andro izay hamaizana ny halozana sy ny tsy rariny rehetr natao tamin'ny olona mahatoky amin'Andriamanitra ho tahaka ny natao tamin'i Kristy mihitsy.” E.G.W. (Hery Mifanandrina, tk. 2, pj. 48)

OLANA “Noho ny fangentan'ny tany, noho ny tsy nilatsahan'ny ranonorana taminy, dia menatra ny mpiasa ka misaron- doha.” (Jeremia 14:4) VAVAKA “Ry Jehovah ô, na dia miampanga anay aza ny helokay, miasà ihany Hianao noho ny anaranao; fa be ny fiodinanay, taminao no nanotanay.” (Jeremia 14:7) VALINY “ Dia hoy Jehovah tamiko: Aza mivavaka ho an'ity firenena ity hahasoa azy. Fa na dia mifady hanina aza izy, dia tsy hihaino ny fitarainany Aho; ary na dia manatitra fanatitra dorana sy fanatitra hohanina aza izy, dia tsy hankasitraka azy Aho …” (Jeremia 14:11-12) Nahoana Andriamanitra no tsy nanaiky ny fanelanelanana nataon'i Jeremia? Takatr'i Jeremia ny fototry ny olana (ny ota), nefa ny olona dia nitady izay hanafahana azy ireo amin'ny vokany (hain-tany). Tsy nisy fibebahana marina. Tsy naniry ny hiova izy ireo. Tsy afaka mangataka ny famindrampon'Andriamanitra isika, no sady miaina araka izay tiantsika ihany.

“ Miraikitra sy mihanaka amin'ny lafiny tsirairay amin'ny fisian'ny olombelona ny fahotana. Nanandrana mafy an'izany i Jeremia rehefa tandindomin-doza ny ainy noho ny hafatra notoriny. Naneho ny tolona ara-panahy nolalovany teo anatrehan'Andriamanitra izy, kanefa nanome fomba fijery vaovao ho azy Andrimanitra: afaka mihazakazaka miaraka amin'ny soavaly ianao !” Imre Tokics (Tari-dalana Fianarana Baiboly, Fandalinana)