NY FIVOARAN’NY TEKNOLOJIAN’ NY FIFANDRAISANA
“Fantaro ny zavatra rehetra; hazony mafy izay tsara” (1 Tes. 5:21) “Ary tsy misy olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta, fa raha izany, ny divay dia hahatriatra ny siny hoditra, ka dia samy ho very foana ny divay sy ny siny hoditra; fa divay vaovao no ho ao anaty siny hoditra vaovao” (Mar.2:22)
Fanatontoloana Fitrandrahana sy fikirakirana izao tontolo izao noho ny fivoaran’ny teknolojian’ny fifandraisana (teknolojia avo lenta) Fivoaran’ny fifandraisana no mibaiko ny lafim-piainana rehetra (politika, toekarena, sosialy, kolontsaina, fanabeazana, fivavahana, sns…) Ny Mpitrandraka Ny olona tsirairay Ny vondronolona Ny firenena tsirairay sy isan-tokony
Mpampiasa azy: - Mavitrika 1,65 lavitrisa isam-bolana - Mpiditra isan’andro 1,09 lavitrisa - 5 isan-tsegondra ny misoratra anarana - 4.5 lavitrisa mamaly “Like” isan’andro
Sokajin’olona: - 41%n’ny Eropeana (307 tapitrisa) - Vavy 76% , Lahy 66% - Asa/tolotrasa 8 tapitrisa – 2004-2012 16 tapitrisa – 2013 - 29,7%n’ny tena mampiasa – noho ny asa – 25-34 taona
Zavamisy @ fampasana azy: - Fotoana: rehefa mifoha maraina - 50% n’ny 18-24 taona - Faharetany: 20 minitra - “Hosoka”: mombamomba ny mpikirakira 83 tapitra - Fitaovana: solosaina sy finday 1,5 tapitrisa - Zavatra ampidiririna: 4,75 tapitrisa isan’andro - Sary: 300 tapitrisa miditra isan’andro
Serasera FAMPITAHANA Fampiasana isam-bolana 1,65 lavitrisa 500 tapitrisa - 284 tapitrisa 200 tapitrisa
2. Ny fanabezana Teknolojia avo lenta - Ny hasarobidin’ny fotoana @ serasera - fifantohana miserana - Be famaritra (“multitasking”) - Ny Fironan’ny fampianarana - An-dakilasy (“face-to-face”) - Ampahany an-dakilasy (“blended”) - Mifangaro (“hybrid”) - Tsy atrehina (“online”)
2. Ny fanabezana Teknolojia avo lenta - Ny fivoatry ny fampianarana tsy atrehina -Tsy mitsaha-miova ny teknolojia - Mandrava efa (“disruptive education”) - “Rehefa tsy hataonao, hataon’ny hafa…” - City Vision University - Ledger – [Learning for earning 2026 – youtube]
Teknolojia’ny fifandraisana Asynchronous Learning Blogs iMovie Online Chat Podcasts Synchronous chats / Web Conferencing TechSmith Jing Wiki Instant Messaging Microblogging (Twitter, Yammer) Online Polling (Zoho Polls, PollDaddy) Skype Social Networking (Facebook) Delicious.Com Discussion Board Google Docs SlideShare Social Bookmarking YouTube Audacity – Audio file recorder Blackboard Profile Page Screencast Learning Management System (Blackboard, Angel, Desire2Learn, Moodle)
2. Ny fanabezana Teknolojia avo lenta - Ny fitodiny - Mijidina – mitsotsorika - Marindrano – (“co-readers/co-learners”) - Ny Ventiny - Fijery kristiana - Fiarahamonina - Famolavolana olombanona
Ireo rivo-pisainana roa mifanindry sy mifanitsaka 2- VOLONANDRO ANKEHITRINY Ireo rivo-pisainana roa mifanindry sy mifanitsaka F-faha 19 Modernisma F-faha 20 Postmodernisma
Ny Fisainana @ ny Volonandro ankehitriny
2- Ny volonandro ankehitriny Fisainana moderna - Ny rasionalisma: Ny zavatra rehetra dia hain’ny saina takarina; izay ankoatra izany dia tsy misy (foronina - angano). - Ny ampirisma: Ny fahalalana rehetra dia avy @ zavatra voatsapa & ny traikefa avokoa. – Siansa: Azo andinihana ny zavatra rehetra ny fomba siantifika. Hevitra fototra: tokana ny marina
Postmodernisma : “Ganagana misasa loha ka samy manao izay saim-patany” Fotokevitra postmoderna: Ny zavamisy rehetra dia tsy misy fijery faobe sy iombonana ahazoana mamaritra azy, na drafitra maty paika sy tsy miova ahazoana manome dikany sy mitsara azy. Fa ireo dia miankina feno amin’izay mamaritra sy mitsara azy. “Inona? Fantatro fa aminao io dia singana fanaka, fa amiko kosa dia sangan’asa miavaka” Postmodernisma : “Ganagana misasa loha ka samy manao izay saim-patany”
Ny Mpitarika Kristiana “Reny akoho mitarika zanaka ganagana…”!
2- Ny Volonandro ankehitriny Fisainana moderna Foto-kevitra: TOKANA NY MARINA - Fandrafetankevitra maneho ny marina (dogmatika) - Tokana Andriamanitra Miabo - Ateisma – Fanenjehan’ny kominista Miiba - “Fisaka ny marina”: Nirongatra ny fizarazaran’ny antokom-pinoana. Samy mihevitena ho manana ny marina Miiba - Endriky ny fitoriana: ny heverina ho “finoana marina” dogmatika – sidinkevitra (“abstraction”)
2- Ny Volonandro ankehitriny Fisainana postmoderna Foto-kevitra: “GANAGANA MISASA LOHA” - Manaiky ny fahasahihafa-pijery - Tokana Andriamanitra? Miabo/Miiba - Tsy manenjana ny fijery dogmatika - Manaiky ny hamaroan’ny antokom-pinoana fa mitsikera ny fifandonana Miabo? / Miiba? - Sarotra ny mitory fibebahana (tsy fatratra ny marina) Miiba - Tsy manome vahana ny fanenjehana Miabo - Fitoriana: ny ventiny – ny fitiavan’Andriamanitra Miabo
3- Ny Fiainam-piangonana/fikambanana - Ny fitsofan’ny rivora postmoderna: - Tsy ny “theory” fa ny pratika no zavadehibe Ny fitoriana t@ taonjato I & II Mirona @ pratika - Ny tena ventiny no imasoana (“radical Christianity”) - Voakiana ny fiangonana/fikambanana tranainy - Mavesatra ny rafitra - Mpihatsaravelatsihy - ὑποκρῐσις Ambanin’ny maridrefy - Fitondrantenan’ny mpitondra - Mivakivaky ny fg/fikambanana
Ireo fiangonana samihafa Ny fiangonana moderna Ny fiangonana p/moderna - Mifantoka kokoa amin’izay atao ao amin’ny trano fiangonana fa tsy ny any ivelany (ny fiarahamonina) - Mifantoka @ alahady (andro iray) ary tsy tena misy drafitra maty paika ho an’ny ankobanandro - Toriteny ataon’olon-tokana, “kabary tsy valina” (“monologue”) ataon’ny mpitondra, no ivon’ny fanompoampivavahana - Mifantoka @ fiarahamonina fa tsy ny ao @ trano fiangonana, tsy laharampahamehana ny fananana trano fiangonana - Ny andavanandro no tena zavadehibe, ka ny alahady dia toy ny fanomanana sy fanohanana ny andro sisa @ herinandro - Fifanakalozan-kevitra (“dialogue”) sy fihainoana izay fijoroana vavolombelona momba ny finoana no mibahan-toerana
Ireo fiangonana samihafa Ny fiangonana (moderna) Ny fiangonana (postmoderna) - Maika @ fanomezana valiny @ izay fanontaniana mitranga - Manao sidinkevitra (“abstraction”) sy tolokevitra (“proposition”) - Milaza mahitsy sy maridrano ny heverina fa tokony hataon’ny olona - Haingana amin’ny fitsarana na fanamelohana izay “tsy manara-penitra” (“irreligious”) - Tsy laharampahamehana ny famaliana fanontaniana, fa ny famakafakana ny fanontaniana sy ny antony no ifantohana - Tantara (“stories”) sy fanoharana (“parables”) mora raisina sy azo anatsoahana lesona no fandre - Tsy mandahatra izay tokony hataon’ny olona, fa misarika azy kosa hisaina ny momba ny zava-mitranga - Tsy mitsara ny “tsy manara-penitra”, fa manakiana kosa ny mpitarika tsy manaraka ny filamatra (“religious”)
4- Ny herin’ny teknolojia avo lenta - Mampisarabazana sy mampiolonolona ny olona - Mampiraviravy tànana