SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE )

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ma.
Advertisements

O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Patik Patoluhon Ndang jadi dohonon goar ni Debata, ianggo so ture dalanna. Ai hona uhumNa do sogot angka na marsineang di.
WORK OUT THE FOLLOWING: a)Tuned frequency b)Impedance at tuned frequency c)Half-width of filter 220pF100µH R=0.05 
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
Ingkon pasangaphonmu do natorasmu asa martua ho, jala leleng mangolu di tano na nilehon ni Jahowa Debatam di ho. Dia do lapatan.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Filohan’ny Foibe Eran-tany
Developing Intercultural Understanding through Multicultural Education in Schools: Challenges and Promises in the Global South and Global North Dr. Eirini.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Christmas Around the World
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
SIRA NOADIFAMİLYANOANNE ADI ve NOBABA ADI ve NOCİNSİ 1 BAŞAYCANOYUNCU53/1526.OYUNCU134/05XXXIII.KURUŞ3/98ATAK1'li Dişi 2 BADEMGÖZT.NUR2/1531.T.NUR72/96XXI.ALKURUŞ93/07VURAL1'li.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Sílabas con m,p,s tema 2. pe so ma si mu se.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
COMMUNICATION.
کـورس ارتـباط کارکـنان
Promotion of inclusive development and accessibility through implementation of the FANILO CBR project 2nd CBR WORLD CONGRESS, September 27 – 29, Kuala.
NY FIVOARAN’NY TEKNOLOJIAN’ NY FIFANDRAISANA.
فرایند تسهیلگری در مددکاری جامعه ای
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
The Name Game Creative Writing Dias.
HITA Professional Development Events in 2019
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
3 - General Safety and Health Provisions
5 - Electrocution Hazards
6 - Caught In or Between Hazards
7 - Struck by Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
13 - Material Handling and Storage
12 - Excavations
14 - Scaffolds
16 - Tools
17 - Concrete and Masonry Construction
19 - Fire Protection and Prevention
20 - Steel Erection
21 - Welding and Cutting
22 - Motor Vehicles
23 - Powered Industrial Trucks
24 - DOT Placarding
26 - Lockout Tagout
27 - Signs and Tags
31 - Safety and Health Program
32 - Assessing Safety and Health Programs
33 - Industrial Hygiene
34 - Employee Exposure and Medical Records
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Presentation transcript:

SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE ) FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019 SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE ) Madagascar-Prefecture Sambava Region SAVA-Commune Urbaine SAMBAVA 21-22 Jona 2019 RAJAONINA Marino “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.

“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”. FAMINTINANA RADIO Vanille Sambava Herisetra mpitranga ao an-tokantrano.Olo roa no mamorona ny tokantrano dia lehilahy sy vehivavy ary izy ireo dia manana tanjona iombonana.(Oh:Hanana taranaka sy fananana iombonana)nefa izay dia tsy tanteraka rehefa mitranga ny herisetra. Fomba fijery vaovao dia ny mba ahafahana mitaiza ny zazalahy sy zazavavy hitovy.Rehefa tsy eo ny iray amin’ilay mpamorona ny tokantrano dia tsy ho tafita any amin’ny ankizy izany fitaizana izany .Tokony hipetraka ny tena atao hoe Ray aman-dreny(Ray+Reny). Vahaolana ho an’ny fiharian-karenan’ny tokantrano ny firindran’ny fifandraisan’ny mpivady .Mifanohitra amin’izany ny herisetra ao an-tokantrano izay loharanon-korontona ary misy fiantraikany amin’ny fitaizana sy ny fanabeazana ny zanaka.Ny tokantrano milamina no fototra voaloany iaingan’ny fampandrosoana ny firenena. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.

“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”. ANTON’NY FAMORONANA Maro ny tokantrano mikorontana noho ny herisetra eo amin’ny mpivady . Mitombo ny ankizy very zo rehefa rava ny tokantrano,toy ny zo hanana fiahiana ,zo hianatra,zo hotsaboina ...sns .Miteraka herisetra amin’ny ankizy ihany koa ny herisetra hitany sy iainany ataon’ny ray aman-dreniny. Manampy amin’ny fitaizana ny ankizy eo amin’ny ankohonana. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.

“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”. TANJONA FOTOTRA Hampafantatra fa heloka ny herisetra ao an-tokantrano,miteraka fatiantoka eo amin’ny fiharian-kerana ny korontana ary mba hampihena ny fisian’izany tranga izany. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.

OLONA KENDRENA HIANTEFANY Ny Ray aman-dreny ,ny tanora izay hikasa hanorina tokantrano-mpitondra ara-pivavahana-ny ray aman-dreny ara-drazana. .Niantefa tamin’ireo olona nokendrena ve izany? Eny tena niantefa tokoa Nisy ireo nijoro vavolombelona fa nitondra fanovana tamin’izy ireo ny hafatra nampitaina.Ary izy ireo no lasa nanatevin-daharana ho ao anaty tambanjotra miady amin’ny herisetra sy ny fampiroboroboana ny miralenta. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.

“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”. DINGANA /FOMBA FIASA Ny Benin’ny Tanana kaomina Anjinjaomby,ny avy tao amin’ny sampandraharahany mponina,ny lehibeny fokontany,ary ny mpitondra fivavahana ary ny talen’ny sekoly EPP tao Anjijaomby no nanangonana ny antotan-kevitra. Roa ny vehivavy ary telo ny lehilahy. Noho ny fahitana fa raha hiresaka ny ady amin’ny herisetra ary mba hampanjakana ny miralenta dia manana adidy sy andraikitra lehibe tokoa izy ireo amin’izany. Zava-dehibe ny hevitr’izy ireo satria ireo no azo lazaina mifampikasoka akaiky ary mivantana any amin’ireo izay hiantefany hafatra tao anatin’ny asa izay natao. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.

“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”. FIANTRAIKANY Nihena ny tranga herisetra misy ao an-tokantrano Nitombo isa ny ankizy niditra any an-tsekoly Narisika amin’ny fandraisana anjara eo amin’ny asa fampandrosoana tao anatin’ny kaominina nisy azy ireo na ny lehilahy na ny vehivavy. (Isany mpianatra voasoratra anarana tao amin’ny EPP Anjijaomby ny taom-pianarana 2017-2018 dia 355 ,izay tafakatra 515 indray izany ny taona 2018-2019.Loharanom-baovao Tale ny sekoly Atoa Befety Jose) (Nihena ireo fitarainana momba ny herisetra ao antokatrano izay nanodidina teo amin’ny 15 isam-bolana izany teo aloha, fa amin’izao tsy misy hafa tsy 05-07 isam-bolana izany.Loharanom-baovao Benin’ny Tanana Anjijaomby Rtoa Jeanne Ursella) Ny fomba nampiasana ny haino aman-jery mba nahafahana nampitombo ny fiantraikan’ny dia ny fanaovana fandaharana mihompana amin’ny fanabezana ary izay hita fa manakaiky ny fo ny mpihaino(tantara-fijoroana vavolombelona-latabatra boribory) “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.

“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”. DOMBERINA “FEEDBACK” Nahaliana ny mpihaino ny fandaharana,maro no niova fomba famindra ary lasa izy ireo mihitsy no lasa fitaovana nandresy lahatra ny hafa mba hanohitra ny herisetra’’ka sahy nijoro vavolombelona. Naniry ny hitohizany fandaharana tsy ho tapaka izy ireo. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.

“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”. FANARAHA-MASO Nidina teny amin’ny Commune Anjijaomby ka nanadiady ny Benin’ny Tanana Rtoa Jeanne Ursela koa tamin’izany namohany ny antontan’isa fa teo aloha dia mahazo fitarainana eo amin’ny 15 tokantrano ao anatin’iray volana,fa tato aoriana dia tsy nisy hafa tsy manodidina eo amin’ny 08 hatramin’ny 5 ny tranga miseho.Izay hita fa efa misy fidinana tsikelikely. MISAOTRA TOMPOKO “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.