T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Advertisements

Greetings my Friends! Click left mouse button to move through the slides…
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T h e G a s L a w s. T H E G A S L A W S z B o y l e ‘ s L a w z D a l t o n ‘ s L a w z C h a r l e s ‘ L a w z T h e C o m b i n e d G a s L a w z B.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
Ingkon pasangaphonmu do natorasmu asa martua ho, jala leleng mangolu di tano na nilehon ni Jahowa Debatam di ho. Dia do lapatan.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
M5 - 09/02/2012 M4 - 09/02/ V ; 0.010nA. M8 - 09/02/2012 M9 - 09/02/ V ; 0.15nA1.8V ; 0.21nA.
Spanish Pronunciation A father mamá, casa, baño E telephone teléfono, entrada, perro I feet chica, película, libro O ocean foto, coche, amigo U mood.
Filohan’ny Foibe Eran-tany
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
HIRAGANA by number of strokes Images from:
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
CHAPTER 14 AP CHEMISTRY. NATURE OF ACIDS AND BASES Acids - sour Acids - sour Bases (alkali) - bitter and slippery Bases (alkali) - bitter and slippery.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
 New substance produced  Determine chemical composition  Determine composition by mass  Convert mass to % = % composition  Use atomic & molar mass.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
Tagalog is an Austronesian language spoken as a first language by a quarter of the population of the Philippines and as a second language by the majority.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
ПЕЧЕНЬ 9. Закладка печени в период эмбрионального развития.
Oxygen transport by the blood O2 in physical solution O2 in physical solution The O2 in physical solution determines the PO2 in the blood and therefore.
4.6 Acids and Bases: General Principles
Principles & Modern Applications
Acids Lesson 1 Acid and Base Properties.
A conjugate acid of a weak base
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Propranolol Purchase Online
Q Neutralization Curves: Potentiometric Methods
B – The Cardiovascular System
Review – What have you learned?
التقييم بحساب التكاليف ا.د. احمد رجائى انيس
کـورس ارتـباط کارکـنان
Buffered Solutions - A solution that can resist a change in pH when an acid, H+, or base, OH-, is added.
Resources C 2 Flashcards pp
NY FIVOARAN’NY TEKNOLOJIAN’ NY FIFANDRAISANA.
O CH3 – CH2 – CH2 – C – OH HO – CH3 butanoic acid methanol
- Mampijoro ny zavamaniry
Triple bond.
Salts product of neutralization reaction strong base strong acid
Trends in groups and rows; Balanced and unbalanced equations
Chapter 8 Chemical Reactions
#. shop now P1080P · /' '
●5 días ●5 expresiones del tiempo diferentes en el futuro ●La temperatura ●Una actividad en tu ciudad para el tiempo ●fotos Requisitos.
Hypothermia in Systemic Lupus Erythematosus
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
The rates of occurrences of cardiovascular, cerebrovascular, and all events expressed in cases per 1, 000 patient-years in diabetic subgroups divided by.
A L solution is prepared by placing 0
Pps Download Center ©
SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE )
Integrated Rate Laws Describe how the concentration of reactants changes over TIME Compare this to the Differential Rate laws that describe how the concentration.
Presentation transcript:

T4 TEMPOLY na NY TENA

T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA

T4 Ireto avy no tokony ho ho vakinao: Fitsipika Mifehy ny Fiangonana,Lohan- teny faha-12,pp ;189 Tanamasoandron’ny Fahasalamana, lohan-teny faha-21, 318

T4 Tsindrio: Tokony hadio anatiny sy ivelany ny zanak’Andriamanitra. Tsy afaka honina miaraka amin’ny loto ny Fanahy Masina. Fady ny fampiasana ireo kihosotrositra sy firavaka (FMF,p184 )

T4 Tsindrio: Misy tsipika mampisaraka ny zanak’Andriamanitra sy ny olon’izao tontolo izao. ( Jereo ny tari-dalana )

T4 Aza avela hiakatra polipitra ireo manana fiseho mampisalasala ka hanana hery miasa-mangina ratsy amin’ny mambra. Tsy fitondra ao an-tranon’Andriamanitra ny fanaon’ izao tontolo izao sady tsy fitondra eny amin’ny polipitrany

Fahatsotsorana Ny fahatsotsorana dia marika fototra hita teo amin'ny Fiangonana Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito hatramin'ny niorenany. Tsy maintsy ho tso- piaina sy fihetsika lalandava isika. Ny fitiavan-kisehoseho amin'ny ara- pivavahana dia mifanindran-dalana mandrakariva amin'ny fitambotsoran'ny hery ara-panahy. «Tahaka ny fiainan'i Jesosy izay nifanohitra tanteraka» tamin'ny rendrarendra sy ny fidedadedahana tamin'ny androny (Education, p. 87), ka tahaka izany koa ny fahatsorana sy ny herin'ny Hafatra Advantista dia tsy maintsy hifanohitra tanteraka amin'ny fitadiavan-kisehoseho misy eto amin'izao tontolo izao amin'ny androntsika ankehitriny. Ny Tompo dia manameloka «ireo fandaniam-bola mihoa-pampana sady tsy ilaina izay enti- manome fahafaham-po ny fiavonavonana sy ny fitiavan-kideradera.» Testimonies to Ministers, p Mba hanarahana izany foto-kevitra izany, dia aoka hisy fahatsorana sy fitsitsiana amin'ny lanonana fizarana diplaoma, ny fankalazana fanambadiana atao amin'ny fiangonantsika, sy amin'ny fanompoam-pivavahana rehetra. FMF,p185§3