“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20) Vol. 1 Andro farany ho an’ny HAFATR’I J ESOSY
S ABBATH M ORNING E VANGELISM
NY FIKATONAN’NY VARAVARAM- PAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA SY NY FAHOTANA TSY AZO AVELA NY FIKATONAN’NY VARAVARAM- PAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA SY NY FAHOTANA TSY AZO AVELA
Faminaniana arahana fampiharana ataon’ny tena manokana. Ahoana no ahafantaranao hoe nanao heloka tsy azo avela intsony ianao?
Matio 12:31 Hahazo famelan-keloka ny olona amin’ny ota sy fitenenan-dratsy samy hafa rehetra; fa tsy hahazo famelan- keloka ny olona amin’ny fitenenan- dratsy ny Fanahy Masina.” Faly aho satria miteny i Jesosy hoe ho voavela avokoa “ny fahotana rehetra” “Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe:
Genesisy 1:1, 2, 26 Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany… ary ny Fanahin’Andriamanitra nanomba tambonin’ny rano... “Ary tamin’ny voalohany
“Andeha isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika…” Genesisy 1:1, 2, 26
1 Jaona 5:7 “Fa misy telo izay manambara, dia ny Fanahy, ny rano, ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo.”
“Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin’Andriamanitra ireny na tsia.” 1 Jaona 4:1
1 Korintiana 14:33, 40 fa tompon’ny fiadanana. Araka ny fanaon’ny fiangonan’ny olona masina rehetra … Aoka ny zavatra rehetra atao amin’ny fahamendrehana sy ny filaminana.” “Fa Andriamanitra tsy tompon’ny fikotranana,
Matio 3:16, 17 dia niakatra avy teo amin’ny rano niaraka tamin’izay Izy; ary indro nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin’Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala “Ary raha vao natao batisa i Jesosy
Ary injao nisy feo avy tany an- danitra nanao hoe: Ity no zanako malalako Izay sitrako.” … ka nankeo amboniny. Matio 3:16, 17
Asa 2:2-4 “Ary nisy feo tonga tampoka avy atany an- danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, …
izany. Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra…” Ary nisy lela maro mitarehin’afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin’izy rehetra isan’olona Asa 2:2-4
Efesiana 4:8, 11, 12 Ary Izy no nanome ny sasany ho Apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelista, ary ny sasany ho mpiandry… “...Raha niakatra ho any amin’ny avo Izy...
… sy mpampianatra, ho fanatanterahana ny olona masina ho amin’ny asan’ny fanompoana amin’ny fiangonana, ho amin’ny fampandrosoana ny tenan’i Kristy.” Efesiana 4:8, 11, 12
1 Korintiana 12:28 “Ary Andriamanitra efa nanendry ny sasany teo amin’ny fiangonana, voalohany Apostoly, faharoa mpaminany, fahatelo mpampianatra, manaraka izany dia fahagagana, dia fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, dia fanampiana, dia fitondrana, dia fiteny samy hafa tsy fantatra.”
Asa 2:6, 8 “...fa samy nahare azy ireo niteny tamin’ny fiteniny avy izy rehetra.” “Koa ahoana no andrenesantsika amin’ny fitenintsika avy izay nahabe antsika?”
“Andriamanitra tsy tompon’ny fikotranana.”
Asa 5:32 ary ny Fanahy Masina koa, Izay efa nomen’Andriamanitra ny manaiky Azy.” “Ary izahay dia vavolombelon’izany zavatra izany,
Jaona 14:15-17 dia hitandrina ny didiko. Ary Izaho hangataka amin’ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, dia ny Fanahin’ny fahamarinana …” “Raha tia Ahy ianareo,
“ Tandremo ny didiko,” “Dia hanome ny Fanahy Masina Aho.”
Jaona 14:21 mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian’ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.” “Izay manana ny didiko ka
1 Jaona 5:3 “Fa izao no fitiavana an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny.”
“Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny.” 1 Jaona 2:4
Romana 8:7 “Satria fandrafiana an’Andriamanitra ny fihevitry ny nofo; fa tsy manaiky ny lalàn’Andriamanitra, sady tsy hainy akory izany.”
Jaona 16:13 “Fa raha tong any Fanahin’ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina rehetra…”
Jaona 9:28, 29 “...izahay mpianatr’i Mosesy. Izahay mahalala fa Mosesy no nitenenan’Andriamanitra; fa ny amin’izany Lehilahy izany, dia tsy fantatray izay nihaviany.”
Asa 17:30 “Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ny tsi- fahalalana...”
Jakoba 4:17 “Koa izay mahalala hanao soa nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany.”
Jaona 14:26 “Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina Izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.”
Matio 28:19, 20 “Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra…sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo.”
Jaona 16:7, 8 dia tsy ho avy aminareo ny Mpananatra; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho aminareo Izy. Ary raha tonga Izy, … “...fa raha tsy hiala Aho,
dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana.” Jaona 16:7, 8
Asa 24:25 “...dia raiki-tahotra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha; fa raha malalaka, dia hampaka anao indray aho.”
Hebreo 2:3 “Hataontsika ahoana no fandositra, raha tsy mitandrina izao famonjena lehibe izao isika...”
Jaona 17:17 “Manamasìna azy amin’ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana.”
2 Petera 1:21 “Fa tsy nisy faminaniana avy tamin’ny sitrapon’ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin’Andriamanitra no nitenenan’ny olona araka izay nitondran’ny Fanahy Masina azy.”
Hebreo 4:12 “Fa velona sy mahery ny tenin’Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin’ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy, …
...ary ny tonona sy ny tsoka, ka mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan’ny fo.” Hebreo 4:12
2 Tesaloniana 2:11, 12 “Koa izany no ampanateran’Andriamanitra fiàsan’ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,…
…mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy mino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina.” 2 Tesaloniana 2:11, 12
Romana 8:14 “Fa izay tarihin’ny ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra.”
Genesisy 6:3 “Tsy hanapaka mandrakariva ao amin’ny olona ny Fanahiko...”
Jaona 6:44 “Tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy taomin’ny Ray Izay naniraka Ahy.”
Jakoba 2:19, 20 Andriamanitra; koa tsara izany ataonao izany, ny demonia koa mba mino izany ka dia mangovitra. Moa tsy fantatrao va ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy misy asa?” “Ianao manao fa iray ihany no
Isaia 30:21 ankavanana ianao, na mivily ho amin’ny ankavia, ny sofinao dia handre teny ao ivohonao manao hoe: Ity no làlana ka andehano.” “Fa na mivily ho amin’ny
Jaona 6:37 “...Izay rehetra omen’ny Raiko Ahy no hanatona Ahy; ary izay manatona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy.”
Salamo 51:10, 11 ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko. Aza manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko.” “Amorony fo madio aho, Andriamanitra o;
Ohabolana 16:25 “Misy làlana ataon’ny olona ho mahitsy, kanjo lalana mivarina any amin’ny fahafatesana no iafarany.”
Matio 7:22, 23 tsy efa naminany tamin’ny anaranao va izahay? Ary tsy efa namoaka demonia tamin’ny anaranao va izahay,... “Maro no hanao amiko amin’izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko,
Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka!’ …ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin’ny anaranao va izahay? Matio 7:22, 23