Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary 2015. “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Advertisements

Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
5 - Electrocution Hazards
7 - Struck by Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
12 - Excavations
16 - Tools
17 - Concrete and Masonry Construction
21 - Welding and Cutting
23 - Powered Industrial Trucks
26 - Lockout Tagout
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Kākau ʻia na Kapa Palakiko
Presentation transcript:

Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary 2015

“Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana Ny marina momban'ny fahamarinana (22:17-21) 2.Ny marina momban'ny fahamarinana avy any ambony (22:22-23; 23:10-11, 18) 3.Ny marina momban'ny fialonana (23:17; 24:1-2, 19-20) 4.Ny marina momba ny fihinana sy ny fisotro (23:1-8; 29-35) 5.Ny marina momban'ny andraikitra (24:11-12, 23-28)

“Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin’ ny hendry, ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao… Mba hampahafantariko ny fahamarinan’ ny teny mahatoky hianao…” (Ohabolana 22:17, 21) Mihoatra noho ny fahalalana ny fahamarinana. Fanandramana izay manova ny fiainan'ny olona izany. Fifandraisana ety amin'ny Fahamarinana, dia tsy inona izany fa amin'i Jesosy Kristy (Jaona14:6). 1.Manongilan-tsofina sy mihaino. “Atongilano ny sofinao ka henoy” (22:17). 2.Raiso ho anao. “Raha voatahirinao ao an-kibonao izany” (22:18). 3.Resaho ny aminy. “Aoka samy ho eo amin’ ny molotrao” (22:18). Inona ireo vokatry ny fahamarinana? 1.Finoana sy fahatokiana. “Mba hitokianao amin’ i Jehovah” (22:19). 2.Fandresen-dahatra. “ny fahamarinan’ ny teny mahatoky” (22:21). 3.Mizara izany. “Sy hahazoanao teny holazaina” (22:21). Ahoana no ahazoako ny fahamarinana?

“Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; ary aza dia manifakifaka ny ory eo am-bavahady.” (Ohabolana 22:22) “Aza manakisaka ny fari-tany ela, ary aza manitatra mankamin’ny sahan’ ny kamboty.” (Ohabolana 23:10) Ny halatra sy ny famindrana fari-tany dia voararan'ny Lalàna (Levitikosy 19:13; Deotoronomia 19:14). Fa mbola marihin'Andriamanitra ny asa ratsy atao amin'ny malahelo sy ny kamboty (izany hoe, ireo izay marefo kokoa noho isika). “Fa raha mbola hisy koa ny farany, dia tsy ho foana ny fanantenanao,” (23:18) ary Andriamanitra hanome rariny. “Fa mahery ny Mpanavotra azy, Izy no hisolo vava azy amin’ ny adiny aminao.” (Ohabolana 23:11) “Fa Jehovah anie ka hisolo vava azy amin’ ny adiny. Ary hanimba ny ain’ izay manimba azy.” (Ohabolana 22:23)

“Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao; fa matahora an’ i Jehovah mandritra ny andro.” (Ohabolana 23:17) “Aza mialona ny olona ratsy fanahy, na maniry ho namany.” (Ohabolana 24:1) “Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin’ ny mpanao ratsy, ary aza mialona ny ratsy fanahy.” (Ohabolana 24:19) Inona no mety hialonantsika ny mpanota? Mazava tsara fa tsy mialona ny fahotany isika. Mialona ny valisoa haingana azon'izy ireo isika: harena, fahombiazana, fahefana… Ny fahazoana ireo zavatra ireo avy amin'ny fahotana dia tsy tsara mihintsy. Mampiasa ny ota mba ahazoana zavatra dia toy ny mividy zavona raha tokony ho fiainana mandrakizay. Irian'Andriamanitra raha mankahala ota isika. Tokony ho fantatsika ny sandan'ny fahotana: ny hazo fijaliana. Amin'izay isika dia hankasitraka bebe kokoa ny valisoa ho avy noho ny tombotsoa azo haingana. Mandosira ny fahotana toy ny fandositra menarana! Mandosira ny fahotana toy ny fandositra menarana!

E.G.W. (Testimonies for the Church, boky. 5, toko. 16, pj. 171)

Mazava toy ny vato krystaly ny tenin'i Solomona: mihinanà ara-pahasalamana ary fehezo ny fahaliananao (indrindra amin'ny fiaraha-misakafo amin'ny hafa). Ny "olona mahihitra loatra" dia tsy mampiseho ny teti-dratsiny raha tsy vita ny "fiaraha-misakafo ny mpandraharaha", rehefa dontodonto ny sakafo mavesatra iny ny saina.

“An’iza ny Indrisy? An’iza ny Endrey? An’iza ny fifandirana? An’iza ny fitolokoana? An’iza ny ratra tsy ahoan-tsy ahoana? An’iza ny maso mivoara-mena? An’izay mikikitra amin’ ny divay, eny, an’ izay mandeha hanandrana divay voaharoharo zavatra. Aza mijery ny divay noho ny hamenany sy ny fanganohanony eo anaty gilasy ary ny fikoriany mahafinaritra; fa amin’ ny farany dia hanaikitra toy ny bibilava izy ary hanindrona toy ny menarana. Koa ny masonao hahita zavatra hafahafa, ary ny fonao hirediredy foana. Eny, ho sahala amin’ izay mandry ao amin’ ny ranomasina hianao sady ho tahaka izay mandry eo an-tendron’ ny andrin-tsambo. Nokapohiny aho, hoy hianao, fa tsy reko naharary ahy, nandalasiny aho, fa tsy tsaroako; rahoviana ange aho no hifoha mba hitadiavako azy indray?’” (Ohabolana 23:29- 35) Tsy noheverin'i Noa velively ny henatra ho tsapany rehefa avy nanamboatra toaka izy. Ireo izay tafalatsaka amin'ny hamamoana dia tsy tonga vetivety ho azy tao amin'izany lavaka tsy misy farany izany. Ny toaka dia nanomboka nifehy azy ireo tsikelikely. Efa tara loatra vao tonga saina izy ireo fa hay voageja izy. Mandrotika ny olona sy ny ankohonana ny toaka. Esory tsy ho eo amin'ny fiainanao izy.

“Vonjeo izay entina hovonoina, ary enga anie ka mba harovanao izay mangozohozo efa ho mby eo am-pamonoana ! Raha hoy ianao : Tsia, tsy mahalala izany izahay, moa Izay mandanja ny fo tsy hihevitra izany va ? Ary Izay mandinika ny fanahinao tsy hahalala izany va ? Eny, hovaliany araka ny ataony avy ny olona rehetra?” (Ohabolana 24:11-12) Tsy misy fialan-tsiny azo atao eo anatrehan'Andriamanitra ny amin'ny tsy famonjena olona iray amin'ny fahafatesana na ara-nofo na ara-panahy, kanefa afaka manao izany isika. Tompon'andraikitra isika na ny amin'ireo teny lazaintsika na ny amin'ireo tsy ambarantsika. (24:23- 28). Tsy maintsy mitatitra am-pahatokiana izay hita sy rentsika isika, amin'izay isika dia tsy ho mpiombon'antoka amin'ny mpanota (amin'izay isika dia afaka mamonjy fanahy). Ny fahamarinana no fomba miaro sy tsotra indrindra hivelomana ny fiainantsika. Ankasitrahan'Andriamanitra ary tahiany ireo izay miaina amin'ny fahamarinana. “Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy : He ! ry ilay ratsy fanahy, ho faty tokoa ianao ! nefa tsy mety mananatra azy ianao hiala amin'ny alehany, dia ho fatin'ny helony ihany izany ratsy fanahy izany, fa ny ràny dia hadiniko amin'ny tananao. Fa raha mananatra ny ratsy fanahy ihany kosa ianao hiala amin'ny lalany ratsy; fa izy no tsy mety miala amin'izany, dia ho fatin'ny helony ihany izy, nefa voavonjinao ny ainao.” (Ezekiela 33:8)