NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Advertisements

Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Gustarse To Like The verb gustarse is used to talk about likes How would you say I like chocolate? Me gusta el chocolate.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
TE VA’A I TE MOTU NO ARUE. NA MUA ROA ‘UA FA’ARO’O MATOU I TE MAU FA’AUERA’A A DOMINIQUE PAIE.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
Los verbos reflexivos Objective: To be able to talk about your daily routine. Getting ready for a special event.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Filohan’ny Foibe Eran-tany
¿Qué vamos a estudiar hoy?. ¿Qué vamos a estudiar hoy? Vamos a estudiar la comida Learn to talk about food and drink.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Para hacer ahora Write the following times in Spanish 1) 2:11 in the afternoon 2) 4:23 in the morning 3) 9:09 at night 4) 12:03 in the afternoon 5) 1:16.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Decomposing Numbers Addition Facts © Math As A Second Language All Rights Reserved next 1 to 10 KOA 3.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
性別平等教育 尊重彼此的不同 學會善解別人 瑞田國小. 你喜歡看那一種卡通? 小妹妹一定是背著洋娃娃嗎?
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Bell Songs Carla Piper, Ed. D.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
闽教版小学英语五年级上册 Unit 3 Planning a Trip Part A 执教者:福清渔溪中心小学英语组.
Dr.farahani MD-Mph Arak health center
75 Has 7 in the tens place Odd Number Less than 100
- Mampijoro ny zavamaniry
Making Tens.
Making Tens.
12 Has 1 in the tens place Even Number Less than 20
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template


Presentation transcript:

NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015

FILAZANTSARA SYNOPTIKA Fantatra ho Filazantsara mitantara tantara mitovy na “synoptika” ireo Filazantsara telo voalohany. Ahitana tantara maro mitovy izy ireo. Samy manana ny olona nanoratana azy ny filazantsara tsirairay. Samy nanoratra teo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina ireo Evanjelisitra tsirairay. Matio Nanoratra ho an'ny JIOSY Marka Nanoratra ho an'ny ROMANA Lioka Nanoratra ho an'ny JENTILISA

NY FILAZANTSARA ARAKA AN'I LIOKA Iza moa i Lioka (Kolosiana 4:14)? Dokotera jentilisa izay niaraka tamin'i Paoly tamin'ny sasany tamin'ireo dia misionera nataony izy. Izy no hany mpanoratra tokana tsy Jiosy nanoratra boky ao amin'ny Baiboly. Iza no nanoratany ny filazantsarany (Lioka 1:1-3)? Teofilo, jentilisa mana-kaja iray. Izy ihany koa no nanoratra ny “Asan'ny Apostoly” (Acts 1:1). Ahoana ny fomba nanangonany tahirin-kevitra hanoratana ny filazantsarany (Lioka 1:1-3)? Nanao fikarohana lalina izy ary nihaona tamin'ireo vavolombelona nanatri-maso. Inona no antony nanoratany (Lioka 1:4)? Satria te hanamafy orina ny finoan'ireo mpamaky azy izy.

JAONA JESOSY FANAMBARANA ROA Manomboka amin'ny fanambarana fahaterahana mahagaga roa ny filazantsaran'i Lioka. Tena misy itovizany izy ireo ary mifandray. Andeha hampitaha ny Lioka 1:5-25 amin'ny Lioka 1:26-38. Tsy afaka nanan'anaka ny reniny. Efa antitra loatra izy. Gabriela no nanambara ny fahaterahany. Niteraka fahatalanjonana ny fanambarana. Nanontany am-pisalasalana ilay anjely i Zakaria. Gabriela no nanome anarana ilay zaza. Ho lehibe izy. Hanamboatra ny lalàn'ny Mesia izy. JAONA Tsy afaka nanan'anaka ny reniny. Virijina izy. Nanontany tamim-pinoana ilay anjely i Maria. Ho lehibe Izy. Izy no Ilay Mesia, Zanak'Andriamanitra. JESOSY

NY ASA NANIRAHANA AN'I JAONA “Ary maro amin'ny Zanak'isiraely no hampodiny amin'i Jehovah Andriamaniny. Ary izy handeha eo alohany amin'ny fanahy sy ny herin'i Elia mba hampody ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka, ary ny tsy manoa ho amin'ny fahendren'ny marina, hamboatra firenena voaomana ho an'ny Tompo.” (Lioka 1:16-17) Taorian'ny 400 taona nisy fahanginana dia nisy mpaminany nitsangana indray teo amin'ny Israely. Ny votoatin'ny asan'i Jaona dia ny “hamboatra firenena voaomana” hanaiky ny Mesia, ny Mpanavotra azy ireo.

Ahoana ny nandraisan'i Maria ny fanambarana ny hanany anaka? NY FINOAN'I MARIA “Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin'Andriamanitra ianao. Ary, indro, hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe Jesosy.’” (Lioka 1:30-31) Ahoana ny nandraisan'i Maria ny fanambarana ny hanany anaka? Fantany fa tsy hain'ny olona tanterahana izany, satria virijina izy. Noraisiny am-pinoana ny tenin'i Gabriela: “Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon'Andriamanitra” (Lioka 1:37). Nilefitra teo ambany fikasan'Andriamanitra izy (Lioka 1:38). Manana valiteny ho an'ny fisalasalantsika rehetra Andriamanitra, na toy inona aza izany. Mahay ny zavatra rehetra Izy, na dia izay toa tsy azo tanterahina amin'ny fisainan'ny maha-olombelona aza.

NY NAHATERAHAN'I JESOSY “Ary niteraka ny Lahimatoany izy, dia nohodidininy lamban-jaza ka nampandriny teo amin'ny fihinanam-bilona; fa tsy nisy nitoerany tao an-tranom-bahiny.” (Lioka 2:7) Tsy angano na olona noforonina i Jesosy. Tena olona niaina tamin'ny vanim-potoana iray teo amin'ny Tantara Izy. Mampiditra ny tontolo ara- tantara tamin'ny nahaterahan'i Jesosy i Lioka ao amin'ny Lioka 2. Tamin'ny taona 8 TalK, Aogosto Kaisara dia namoaka didy fampanoratana anarana ny vahoaka tao amin'ny fanjakana Romana (and. 1) Samy nankany amin'ny tanànany avy ny tsirairay mba hosoratana anarana (and 3). Niverina nankany Betlehema mba hosoratana (and. 4) i Josefa (teo alohan'ny taona 4 TalK tany ho any). Nentiny niaraka taminy i Maria (and.5). Tao Betlehema i Maria no niteraka an'i Jesosy (and. 6-7).

NY FANAMBARAN'NY ANJELY “Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo.’” (Lioka 2:10-11) Mifono hevi-dehibe ho antsika ny fanambarana nataon'ilay anjely tamin'ireo mpiandry ondry: “Fifaliana lehibe … ho an'ny olona rehetra.” Natao ho an'ny olona rehetra ny vaovao mahafalin'ny Filazantsara. “Mpamonjy no teraka.” Jesosy no Mpamonjy izao tontolo izao. “dia KRISTY Tompo.” Jesosy no Tompo, Andriamanitra manerana izao rehetra izao. Nanaiky ho tonga olombelona Andriamanitra. Teraka tamin'ny fomba faran'izay feno fanetre-tena Izy. “Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa,Izay, na dia nanana ny endrik'Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin'Andriamanitra, fa nofoanany ny tenany tamin'ny nakany ny endriky ny mpanompo sy nahatongavany ho manam-pitoviana amin'ny olona; ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana.” (Filipiana 2:5-8)

NATOLOTRA TAO AMIN'NY TEMPOLY I JESOSY “Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe Jesosy ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy. Ary rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalàn'i Mosesy, dia nitondra Azy niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho an'ny Tompo.” (Lioka 2:21-22) Tena mpino i Josefa sy Maria. Nanaraka ireo “lalàn'i Mosesy” izy ireo: Noforana ny zaza 8 andro taorian'ny nahaterahany. “Ary amin'ny andro fahavalo dia hoforana ny zaza.” (Levitikosy 12:3). Atolotra ho an'ny Tompo ny zaza 40 andro aorian'ny nahaterahany. “Ary raha tsy tratry ny ananany ny zanak'ondry, dia hitondra domohina roa na zana- boromailala roa izy, ny anankiray hatao fanatitra dorana, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra noho ny ota; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho an-dravehivavy, dia hadio izy.” (Levitikosy 12:8).

NY FAMINANIAN'I SIMEONA “Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin'ny fiadanana araka ny teninao; fa ny masoko efa nahita ny famonjenao.” (Lioka 2:29-30) Nitrotro ny zaza i Simeona ka naminany ny Aminy tao amin'ny tempoly. Misy fahamarinana lehibe ny faminaniany (Lioka 2:29-35) Mitondra Famonjena i Jesosy: “ny masoko efa nahita ny famonjenao.” (and. 30) Avy amin'Andriamanitra ny Famonjena: “Izay namboarinao.” (and. 31) Ho an'ny tsirairay ny famonjena: “fahazavana hahazava ny firenena sady voninahitry ny Isiraely olonao.” (and. 32) Mila fandraisana fanapahan-kevitra ny Famonjena: “Ity Zaza ity no voatendry ho fandavoana sy ho fananganana ny maro ao amin'ny Isiraely.” (and. 34) Anisan'ny drafim-pamonjena ny Hazo Fijaliana: “ny fanahinao aza dia hotsatohana sabatra.” (and. 35)

“Amin'ny fibanjinana ny maha olombelona an'i Kristy, dia manoloana zava-miafina sarotra tsy takatry ny saina isika, dia zavatra izay tsy hain'ny sain'ny olombelona heverina. Arakaraky ny hisaintsainantsika azy no vao maika hisehoany ho mahatalanjona. Lehibe manao ahoana ny fahasamihafana eo amin'ny maha Andriamanitra an'i Kristy sy ilay zaza teo amin'ny fihinanam-bilona tany Betlehema! Ahoana no andrefesantsika ny elanelana misy eo amin'Andriamanitra Tsitoha sy ilay zaza marefo? Sady Mpahary izao tontolo izao, Izy izay manana ny fahafenoan'ny tenan'Andrimanitra, dia niseho teo amin'ny zaza marefo teo am-pihinanam-bilona. Lehibe lavitra noho ny anjely rehetra, mitovy amin'ny haja sy voninahitry ny Ray, nefa nitafy ity maha olombelona ity! Tafakambana amin'ny fomba tena saro-pantarina ny maha Andriamanitra sy ny maha olombelona, ary dia lasa iray ny olombelona sy Andriamanitra. Ao anatin'izany firaisana izany no ananantsika fanantenana ho an'ity taranaka efa lavo misy antsika ity.” E.G.W. (Lift Him up, 2 Martsa)