Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa 2015. 1.MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Advertisements

Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FAMBOLENA LEGIOMA.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
3 - General Safety and Health Provisions
5 - Electrocution Hazards
6 - Caught In or Between Hazards
7 - Struck by Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
13 - Material Handling and Storage
12 - Excavations
14 - Scaffolds
16 - Tools
17 - Concrete and Masonry Construction
19 - Fire Protection and Prevention
20 - Steel Erection
21 - Welding and Cutting
22 - Motor Vehicles
23 - Powered Industrial Trucks
24 - DOT Placarding
26 - Lockout Tagout
27 - Signs and Tags
31 - Safety and Health Program
32 - Assessing Safety and Health Programs
33 - Industrial Hygiene
34 - Employee Exposure and Medical Records
35 - Inspections Citations and Penalties
36 - Bloodborne Pathogens
Presentation transcript:

Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa 2015

1.MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5. 2.OHATRA HO AMIN'NY FIAINANA AN-DAVANANDRO: 1.Raha manan-karena ianao: Ohabolana 28:8, 19, 20, 22, 24, Raha mahantra ianao: Ohabolana 28:3, 6; 29:13. 3.Raha mampianatra ianao: Ohabolana 29:15. Tokony hiaina amin'ny finoana ny Kristiana. Tsy maintsy manao izay asain'Andriamanitra atao isika. Tsy maintsy matoky Azy isika, satria Izy no mitondra ny vokatra rehefa manao izay sitrapony isika.

“Izay mahafoy ny lalàna dia mandoka ny ratsy fanahy; fa izay mitandrina ny lalàna dia mirehitra hanohitra azy.” (Ohabolana 28:4) “Izay mitandrina ny lalàna no zanaka hendry; fa izay misakaiza amin'ny mpandany harena dia manome henatra ny rainy.” (Ohabolana 28:7) “Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna, na ny fivavahany aza dia fahavetavetana.” (Ohabolana 28:9)

“Ny ratsy fanahy dia tsy mahalala rariny; fa izay mitady an'i Jehovah no mahalala ny zavatra rehetra.” (Ohabolana 28:5) Ohabolana 28:4 Ireo izay mahafoy ny lalànaMandoka ny ratsy fanahyFa izay mitandrina ny lalàna kosaMirehitra hanohitra azy Ohabolana 28:5 Ny ratsy fanahyTsy mahalala izay marinaFa izay mitady ny TompoMahalala ny zavatra ny rehetra Ireo izay tsy manaraka ny lalàna dia tsy afaka ny hanavaka ny tsara sy ny ratsy (teboka 1 sy 2). Mandoka ireo izay tsy tokony hodokafana izy ireo ary tsy afaka hahalala ny tena rariny. Ny lalàna no “mpitaiza” antsika (teboka 3). Mitarika antsika ho amin'Andriamanitra izy (Galatiana 3:24). Andriamanitra izany (teboka 4) no hanome rariny antsika mba ho afaka hanohitra ny ratsy isika sy hahalala ny "zavatra rehetra".

“Izay mampitombo ny fananany amin'ny zana-bola sy ny tombony dia manangona ho an'izay miantra ny mahantra.” (Ohabolana 28:8) An'ny Raintsika ny harena rehetra eto amin'izao tontolo izao. Ny fiainana amin'ny finoana dia mitarika fanarahana ireo fitsipika omeny antsika ny amin'ny fahazoana harena sy ny fampiasana izany araka ny tokony ho izy.

“Ny mahantra izay mandeha amin'ny fahitsiany dia tsara noho ny manankarena nefa mandeha amin'ny lalana miolikolika.” (Ohabolana 28:6) Mora kokoa sa sarotra kokoa ny fiainana amin'ny finoana raha mahantra ianao? Tsy manome rariny na oviana na oviana amin'ny fahotana ny fahantrana. Mitovy ny andraikitry ny mahantra sy ny manankarena (Ohabolana 28:3) Ny teo-panahin'ny olona iray dia tsy azo refesina amin'ny hareny. Ny mahantra mandeha amin'ny fahitsiana dia tsara kokoa noho ny manankarena ratsy fanahy (Ohabolana 28:6) Manome fiainana sy miahy na ny manankarena na ny mahantra Andriamanitra. Tsy maintsy mifanaja sy mifankatia isika rehetra. Mitovy isika, na manankarena na mahantra (Ohabolana 29:13)

“Misy ireo milaza azy ho mino ny fahamarinana no tsy ampy fahaizana mandanjalanja tsara sady manao ambanin-javatra ny fankasitrahana ny tombambidin'ny fitondran-tena … Mety hanana vola sy fananana izy ireny, ka izany dia ampy hanome azy hery miasa mangina amin'ny sasany; kanefa tsy hampitombo na iota iray aza amin'ny fankasitrahan'Andriamanitra izany. Manana fahefana sy hery famoretana ny vola. Ny fahambonian-toetra sy fahamendrehan'ny fitondran-tena dia tsinotsinoavina raha olona mahantra no manana azy. Nefa ho inon'Andriamanitra moa ny vola sy ny fananana? Ireo biby fiandry eny amin'ny havoana an'arivony dia Azy. Izao tontolo izao sy izay eo aminy dia Azy. Toy ny valala ny mponina eto an-tany eo anatrehany. Ny olombelona sy ny fanana dia tsy inona fa vovoka kely eo amin'ny fandanjana. Tsy misy olona tokony hanolorany haja.” E.G.W. (Testimonies for the Church, boky. 1, toko. 94, pj. 536)

Rehefa manomboka mitolefika ny hazo iray, dia tsy maintsy harenina izy. "Nanarina" izany hazo izany amin'ny famatorana azy amin'ny kakazo iray. Izany asa fanitsiana izany dia tsy natao hanimbana ilay hazo, fa kosa hanatsarana azy. Raha tsy miteny hoe "Tsia" mihintsy amin'ny zanaka isika eo amin'ny fitomboany, dia hamotika ny fiainany isika. Hitondra henatra ho an'ny manodidina azy izy. Toy ny hazo ny olona. Ireo zavatra ratsy amin'ny toetratsika dia tsy maintsy "anarina", mba ho voaova ny fitondran-tena ratsy ataontsika.

E.G.W. (Counsels to Parents, Teachers and Students; toko. 13; pj. 116)

“Ireo Ely amin'izao vanin'andro izao, izay hita eny rehetra eny mangataka fialan-tsiny noho ny haitraitran'ireo zanany, dia tokony ho maika hanamafy orina ny fahefana nomen'Andriamanitra azy ireo hifehezana sy hanafaizana azy. Aoka ny ray aman-dreny sy ny mpiantoka, izay manao tsinotsinona sy manala tsiny ny otan'ireo izay eo ambanin'ny fiahian'izy ireo, hahatsiaro fa tonga fitaovana ho amin'ny ratsy izy ireo. Raha nampiasaina matetika ny tsorakazo famaizana, tsy amim-pahavinirana fa amin'ny fitiavana sy am- bavaka, fa tsy ny morainy tsy misy fetra; dia hahita ankohonana sambatra kokoa sy fiaraha-monina tsaratsara kokoa isika.” E.G.W. (Child Guidance, toko. 47, pj. 276)