Leson 6 ho an'ny 9 May, 2015. Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Advertisements

Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
Day 19: Margaret, martyr. Day 20: Prophet Elijah. Day 21: Saint Simon Salot (the idiot) and his friend John (from Homs, Syria). Day 22: Saint Lucius, or.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
WOMEN IN THE MINISTRY OF JESUS
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
1 Study Skills Corner #10 Memorization II. 2 The Phonetic System 1 -Tie 2 -Noah 4 -Ear 8 -Ivy 5 -Law 7 -Cow 6 -Shoe 3 -Mow 10 -Toes 9 -Bee.
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Decomposing Numbers Addition Facts © Math As A Second Language All Rights Reserved next 1 to 10 KOA 3.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
性別平等教育 尊重彼此的不同 學會善解別人 瑞田國小. 你喜歡看那一種卡通? 小妹妹一定是背著洋娃娃嗎?
Hello Key Or-ra Kia Ora. Good Morning More ren na Morena.
Longitude and Latitude Activity. On the map  1. Draw a red line along the equator (0 degrees latitude).  2. Draw a purple line along the Prime Meridian.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Calculations with Equations
Limiting Reactants.
Unit1_7GR_Longitude_Latitude _Activity1
Limiting Reactants.
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
Пасиви и пасивни операции Активи и активни операции
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
CST Review Questions.
The Name Game Creative Writing Dias.
Limiting Reactants.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
Mary Magdalene. Mary Magdalene Mary Magdalene… Was a woman with a past Luke 8:1-3; Mark 16:9 Was a devoted disciple of the Lord Luke 18:1-3; Mark 15:40-41.
Presentation transcript:

Leson 6 ho an'ny 9 May, 2015

Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao Naina) Nanompo an'i Jesosy izy nandritra ny asa fanompoany sy ny fahafatesany (Marta, Johana…) Ohatra ny amin'ny … Fankasitrahana (Maria Magdalena) Finoana (ilay vehivavy nanendry ny akanjon'i Jesosy) Vavaka (ilay mpitondran-tena nangataka ny rariny) Fahalalan-tanana (ilay mpitondratena sy ireo farantsa kely roa) Inona no anjara asa notanan'ny vehivavy teo amin'ny fiainana sy ny asa fanompoan'i Jesosy?

Ahoana no nanambaran'i Elizabeta an'i Jesosy ho Ilay Mesia Nampanan tena ina? “Dia niantso tamin’ ny feo mahery hoe izy: Voatahy samy vehivavy hianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao. Avy aiza no ahatongavan’ izao amiko, no mba vangian’ ny renin’ ny Tompoko aho?’” (Lioka 1:42-43) Ny hira fiderana fanomezam- boninahitra nataon'i Maria (Lioka 1:46-55) dia nanambara mialoha ireo revolisiona efatra nentin'i Jesosy. 1. Revolisiona ara-panahy (and ) 2. Revolisiona ara- pitondran-tena (and. 51) 3. Revolisiona ara- piaraha-monina (and ) 4. Revolisiona ara- paminaniana (and. 55 ) Ilay mpaminanivavy antitra Ana no vehivavy voalohany mpitory ny filazantsara: “nilaza Azy tamin’ izay rehetra niandry ny fanavotana tao Jerosalema [izy] (Lioka 2:38)

«Izy izay namerina indray tamin'ilay mpitondratena ny zanany lahitokana, izay efa nentina halevina dia mitsetra ny fahorian'ny reny nilaozan'olo-tiana ankehitriny. Izy izay latsa-dranomaso fiaraha-miory teo amin'ny fasan'i Lazarosy ary namerina indray tamin'i Marta sy Maria ny anadahany efa nalevona; Izy izay namela ny helok'i Maria Magdalena; Izy izay nahatsiaro ny reniny raha nihantona nijaly teo amin'ny hazo fijaliana; Izy izay niseho tamin'ireo vehivavy nitomany ka naniraka azy ireo ho mpitondra hafatra hanaparitaka voalohany ny vaovao mahafaly ny amin'ny Mpamonjy nitsangana tamin'ny maty— Izy no sakaiza tsara indrindra ho an'ny vehivavy amin'izao fotoana izao ary vonona hanampy azy amin'ny zavatra rehetra eo amin'ny fiainana.” E.G.W. (The Adventist Home, fizarana 8, tk. 33, pj. 204)

“… Maria atao hoe Magdalena, … Johana, vadin’ i Koza, mpitandrina ny fananan’ i Heroda, ary Sosana mbamin’ ny maro hafa koa, izay nanompo Azy tamin’ ny fananany,.” (Lioka 8:2-3) Milaza ny amin'ireo vehivavy sasany izay tsy hoe nihaino ny fampianaran'i Jesosy fotsiny i Lioka fa ireo izay nandray anjara mavitrika tamin'ny asa fanompoany ihany koa. Nanompo an'i Jesosy izy ireny. Anisan'ireo vehivavy sasany lazain'i Lioka i Maria renin'i Jakoba (Lioka 24:10) sy Marta (Lioka 10:38-42). Tsy maintsy nananatra an'i Maria i Jesosy indray mandeha, noho izany dia afaka nandamina ny fiainany amin'izay izy. Zava-dehibe ny fanompoana, kanefa tsy tokony hatao alohan'ny fianarana “eo an-tongotr'i Jesosy” izany.

“Ary, indro, nisy vehivavy mpanota tao an-tanàna, ka rehefa fantany fa Jesosy nipetraka nihinana tao an-tranon’ ilay Fariseo, dia nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra izy; ary nijanona teo ivohony tanilan’ ny tongony izy ka nitomany, dia nahakotsa ny tongony tamin’ ny ranomasony sy namaoka azy tamin’ ny volon-dohany, dia nanoroka fatratra ny tongony ka nanosotra azy tamin’ ny menaka manitra.” (Lioka 7:37-38) Ny fandrarahana ranomanitra lafo vidy teo amin'i Jesosy (Marka 14:5) dia fanehoana fankasitrahana. Izany no fanehoana fisaorana eram-po noho izay nataon'i Jesosy teo amin'ny fiainany. Ny olona dia nahita azy ho “vehivavy mpanota”, fa i Jesosy kosa nahita vehivavy manosotra zava- manitra ho amin'ny fandevenana Azy (Mark a 14:8). Nahita vehivavy izay hitomany noho ny fahafatesany Izy (Jaona 20:11) sy hanambara ny fitsanganany amin'ny maty (Jaona 20:18). Aoka isika ho feno fankasitraha amin'Ilay Mpamonjitsika toa an'i Maria koa.

“Ary hoy Jesosy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao; mandehana soa aman-tsara.” (Lioka 8:48)

“Mba homeko rariny ihany io mpitondratena io, fa manahirana ahy izy, fandrao ho avy mandrakariva izy ka hampahasosotra ahy … Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman-alina, ary moa hitaredretra va Izy?” (Lioka 18:5, 7) Milaza ny tantaran'ny mpitondratena iray izay nahery nangataka rariny amin'ity fanoharana ity i Jesosy. Lesona lehibe telo momba ny vavaka no azontsika hianarana amin'io fanoharana io: Mivavaha mandrakariva. Aza mba ketraka. (1 Tesaloniana 5:17) Ny vavaka manova zavatra (Kolosiana 4:3) Ny vavaka arahina finoana sy faharetana dia mandresy ny zavatra rehetra (Lioka 18:7)

“Ary nahita mpitondratena malahelo anankiray koa mandatsaka farantsakely roa teo Izy. Dia hoy Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena malahelo io no efa nandatsaka be noho izy rehetra.’” (Lioka 21:2-3) Nanao fampitahana ny amin'ny antony nanosika ilay Fariseo mpanan-karena sy ny antony nanosika ilay mpitondratena mahantra malala-tanana i Jesosy. Ny Fariseo “mandany ny tranon'ny mpitondratena” (Lioka 20:47), fa ilay mpitondratena kosa dia nanolotra izay rehetra nananany ho an'Andriamanitra. Mahita ny zavatra rehetra ny Mpamorona antsika. Tsy zava-dehibe Aminy izay omentsika Azy, afa-tsy ny fomba anomezantsika izany. Hitan'Andriamanitra ny fahalehibeazan'ny fanatitra ataontsika.

“Ny anton-javatra manosika antsika no mamaritra ny toetry ny asantsika, ka misy fitomboka aminy amin'ny fahafaham- baraka na amin'ny fahamendrehan'ny fitondrantena ambony. Tsy ny zava-dehibe izay hitan'ny maso rehetra sy derain'ny lela rehetra tsy akory no isain'Andriamanitra ho sarobidy indrindra. Ny adidy madinika atao amim-pifaliana, ny fanomezana kely izay tsy mahatonga fisehosehoana, ary mety ho tsy misy dikany eo imason'olombelona, no matetika ambony indrindra eo imasony. Ny fo feno finoana sy fitiavana dia mamy kokoa amin'Andrimanitra noho ny fanomezana lafo vidy indrindra. Nomen'ilay mpitondratena mahantra ny fivelomany hoenti-manao ny kely mety ho vitany. Nampiafy ny tenany tamin'ny sakafo izy mba ahazoany manome ireo farantsa kely roa ho an'ny asa izay tiany. Ary nataony tamim- pinoana izany, nino izy fa ny Rainy any an-danitra dia tsy hijery fotsiny amin'izao ny fahasahiranany lehibe. Io toe- tsaina tsy misy fitiavan-tena io sy io finoana toy ny an'ny zaza io no noderain'ny Mpamonjy.” E.G.W. (The Desire of Ages, tk. 67, pj. 615)