IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ma.
Advertisements

O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Poster size is (size 43*60 cm). a na na na na nna na aan ananan nanana ananana ana na an ana ana ananana nananan na ana nana nanana nana na nannanan nanana.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
PKJ 265 : “ BUKAN KAR’NA UPAHMU ” Syair dan Lagu:
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
MA. ME MI MO MU MÁ MÉ MÍ MÓ MŮ LA LE LI.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Calculations with Equations
Limiting Reactants.
Dr.farahani MD-Mph Arak health center
Ka ta ka na カタカナ  1 These tennis courts were surrounded by apartment buildings. Hitting a ball made quite a loud noise. In Japan in many schools.
Unit 6: Acid-Base Applications Lesson 2: Indicators
Limiting Reactants.
- Mampijoro ny zavamaniry
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
Негіздердің жіктелуі, алынуы, олардың қасиеттері.
Can you define this word in a mathematical context?
The Name Game Creative Writing Dias.
Limiting Reactants.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
Age-adjusted OR (A) and multivariate-adjusted OR (B) and 95% CI for the presence of retinopathy and albuminuria by quintiles of WBC count in 3,776 patients.
Kākau ʻia na Kapa Palakiko
Presentation transcript:

IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015

FISALASALANA MOMBA AN'I JESOSY (I) “Ary hoy kosa Jesosy taminy: Hataonareo amiko tokoa izao ohabolana izao hoe: Mpanao fanafody, sitrano ny tenanao! Izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin'ny taninao koa.” (Lioka 4:23) Jesosy dia zanak'i Josefa fotsiny ho an'ny olona tao Nazareta (Lio. 4:22) Nanolotra ny tenany ho Ilay Mesia ao amin'ny faminaniana i Jesosy (Lio. 4:18-21). Nanao ny tenany ho “mpaminany” Izy (Lio. 4:23) ary nananatra azy ireo Izy noho ny tsy ninoany (Lio. 4:24-27). Tsy te hino Azy izy ireo. Nikasa ny hamony ny Mpamonjiny mihintsy izy ireo tamin'io fotoana io (Lio. 4:29). Miankina aman'aina ny fanekena fa Jesosy dia mihoatra lavitra noho ny maha zanak'i Josefa Azy.

FISALASALANA MOMBA AN'I JESOSY (II) “Ary ny mpianatr'i Jaona nanambara izany rehetra izany taminy. Ary Jaona niantso ny mpianany roa lahy hankao aminy, dia naniraka azy hankany amin'ny Tompo hanao hoe : Hianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?’” (Lioka 7:18-19) Nanangana zazalahy tamin'ny maty Jesosy ka dia nantsoin'ny olona hoe mpaminany. Kanefa, i Jaona dia mbola tao am-ponja, ary Izy tsy mbola nanao inona na inona hanafahana azy. Miady mafy amin'ny finoana i Jaona. “Fanomezan-tsiny amim-pitiavana nataon'ny Mpamonjy tamin'i Jaona ny teniny hoe: ‘Sambatra izay tsy ho tafitohina noho ny Amiko’. Tsy very maina fa nisy vokany izany. Nazava taminy kokoa izao, ny toetry ny asa manirahana an'i Kristy ka nampilefitra ny tenany tamin'Andriamanitra izy na ho amin'ny fiainana na ho amin'ny fahafatesana, araka izay hahasoa indrindra ny tombontsoan'ity asa tiany ity.” E.G.W. (The Desire of Ages, tk. 22, pj. 218)

ZANAK'ANDRIAMANITRA “Ary ilay anjely namaly ka nanao taminy hoe: Ny Fanahy Masina ho tonga ao aminao, ary hisy herin'ny Avo Indrindra hanaloka anao; koa ny Masina Izay hateraka dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra.’” (Lioka 1:35) Ny fitenenana hoe “Zanak'Andriamanitra” (amin'ny endriny tokana) dia hita in-46 ao amin'ny Baiboly. Izy rehetra afa-tsy iray ihany no tsy manondro an'i Jesosy. Akoatran'i Jesosy dia Adama ihany no nantsoina hoe “zanak'Andriamanitra”. Lazain'i Lioka fa zanak'Andriamanitra izy satria tsy nateram-behivavy (Lioka 3:38). Rehefa ampiasana hanondro olombelona io fitenenana io, dia mampiasa endrika maro ny Baiboly: “ireo zanak'Andriamanitra.” Io anarana io dia mitovy amin'ny hoe Kristy, Mesia, Mpanavotra, Mpanjakan'i Israely … (Jaona 1:49; 11:27). Jesosy no Zanak'Andriamanitra; Andriamanitra Izy. Andriamanitra “ambonin'izy rehetra.” (Romana 9:5 ).

“Kristy, Ilay Teny, izany hoe Ilay Zanakalahy Tokan'Andriamanitra, dia iray ihany tamin'Ilay Ray Mandrakizay, na teo amin'ny toetra izany, na teo amin'ny fomba amam-panao, na teo amin'ny filàn-kevitr'Andriamanitra sy niray saina taminy.” E.G.W. (Patriarchs and Prophets, tk. 1, pj. 34)

Araka an'i Lioka, inona no hevitry ny maha “Zanak'Olona” an'i Jesosy? “Tonga ny Zanak'olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ianareo: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan'ny mpamory hetra sy ny mpanota!” (Lioka 7:34) Araka an'i Lioka, inona no hevitry ny maha “Zanak'Olona” an'i Jesosy? Izy dia lehilahy niaina tamim-panetre-tena, tsy mba nanana izay hampandriany ny lohany (Lioka 7:34; 9:58). Izy ihany no olombelona manana ny fahefan'Andriamanitra. Izy no Tompon'ny Sabata ary afaka mamela heloka(Lioka 6:5; 5:24). Tonga mba hanavotra antsika amin'ny fahotana Izy. Tonga hitady sy hamonjy ny very (Lioka 9:56;19:10). Fantany tsara fa ny saran'ny Fanavotana dia fijaliana sy fahafatesana eo amin'ny hazo fijaliana ho Azy. Amin'izay dia Izy no Mpanelanelana ho antsika eo anatrehan'ny Ray (Lioka 18:31-32; 22:22; 12:9). Ho avy indray eto an-tany Izy hanome valisoa ny olona masina ary hamarana ilay fifanandrinana lehibe (Lioka 9:26; 12:4; 17:24-30; 21:36; 22:69).

NY KRISTIN'ANDRIAMANITRA “Fa hoy Izy taminy: Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao hoe: ‘Ny Kristin'Andriamanitra.’” (Lioka 9:20) Tsy maninona izay iheveran'ny hafa momba an'i Jesosy. Ny zava-dehibe indrindra dia izay iheverako Azy. Iza ho ahy i Jesosy? Raha manaiky Azy ho Kristy, Ilay Voahosotra, Ilay Zanak'Andriamanitra, Ilay Zanak'Olona, Mpanavotra ahy aho, dia fanekena tanteraka no hanaraka an'izany. Hanolo-tena tanteraka ho an'ny Mpamonjiko aho. Ho avy tsy ho ela ny Mpanjakan'ny mpanjaka. Maniry mafy ny hanome ny fanjakany ho an'ireo izay nanaiky Azy ho Kristy sy Tompon'ny fiainany Izy.

NY TOKIN'NY KRISTIANA “Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin'Andriamanitra Ray Izy, raha tonga teo aminy avy tamin'ny voninahitra lehibe indrindra ilay feo nanao hoe: "Ity no Zanako malalako izay sitrako". Ary renay io feo avy tany an-danitra io, raha niara-nipetraka taminy tany an-tendrombohitra masina izahay.” (2 Petera 1:17-18) Araka ny Lioka 9:28, dia niakatra tany an- tendrombohitra hivavaka Jesosy. Nitondra an'i Petera sy i Jakoba ary i Jaona Izy. Avy eo dia tonga i Mosesy sy i Elia niresaka taminy momba ny diany farany ho any Jerosalema. Tamin'izay fotoana izay, nanantitrantitra ny iraka sy ny maha-izy azy an'i Jesosy ny feon'ny Ray. Tonga ny haizina avy eo, saingy ny fahazavana avy amin'ny hafatra nomen'Andriamanitra dia nitoetra tao an- tsain'izy ireo. Nanoratra momba an'io fanandramana io i Petera taona maro taty aorina. Fantany Ilay ninoany. Tsy angano, tsy arira. Ny masony mihintsy no nahita ary iriany ny hinoantsika koa (2 Petera 1:16-18).

E.G.W. (Christ’s Object Lessons, tk. 24, pj. 312) “Tsy ampy ho antsika no mino fa tsy mpamitaka Jesosy, ary tsy arirarira foana feno hafetsena ny fivavahan'ny Baiboly. Mety hino isika fa ny anaran'i Jesosy no hany anarana nomena ny ambany lanitra ahazoan'ny olona famonjena, nefa tsy mandray Azy ho Mpamonjy ny tenantsika, amin'ny alalan'ny finoana. Tsy ampy ny manao fanekem-pinoana an'i Jesosy Kristy ka hanana ny anarantsika ao amin'ny bokin'ny fiangonana. “Ary izay mitandrina ny didiny no mitoetra ao aminy, ary Izy kosa ao aminy. Ary izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao amintsika Izy, dia ny Fanahy Izay nomeny antsika.” “Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny.” 1 Jaona 3:24; 1 Jaona 2:3. Izany no tena fanehoana marina ny fibebahana. Na inona na inona filazantsika; dia tsy misy antony izany raha tsy asehontsika amin'ny asan'ny fahamarinana Kristy.” E.G.W. (Christ’s Object Lessons, tk. 24, pj. 312)