Lesona 9 ho an'ny 30 May,, 2015. “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Advertisements

Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
ABYŚ PRAWIDŁOWO ROZWIĄZAŁ KRZYŻÓWKĘ NALEŻY KLIKAĆ NA PONUMEROWANE OBRAZKI. ŻYCZĘ POWODZENIA.ZACZYNAMY Opracowanie: Iza Rzepecka Ucz kl VI S.P w Stróżach.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Filohan’ny Foibe Eran-tany
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Longitude and Latitude Activity. On the map  1. Draw a red line along the equator (0 degrees latitude).  2. Draw a purple line along the Prime Meridian.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Component 1 - 3D Design Level 5 Candidate 1 3D Design - Level 5 AO1AO2AO3AO4Total Examiner comment: AO1: Fully confident and assured ability.
Dr.farahani MD-Mph Arak health center
21 Nov.2010-Extraordinary –Anas Mahrous
Unit1_7GR_Longitude_Latitude _Activity1
75 Has 7 in the tens place Odd Number Less than 100
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
2011 Ozone Season High Ozone Days
Making Tens.
Making Tens.
12 Has 1 in the tens place Even Number Less than 20
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
5 - Electrocution Hazards
8 - Personal Protective Equipment (PPE)
10 - Hazardous Communications Part 1
11 - Cranes and Derricks
36 - Bloodborne Pathogens
Kākau ʻia na Kapa Palakiko
Presentation transcript:

Lesona 9 ho an'ny 30 May,, 2015

“Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry ny Baiboly Lioka 4:21-22 Fahefana mampianatra Lioka 4:31-32 Fahefana amin'ny demonia Lioka 4:36 Fahefana mamela heloka Lioka 5:24 Fahefana amin'ny fahafatesana Lioka 7:11-17 Fahefana amin'ny zavaboary Lioka 8:22-25 Fahefana mifona ho antsika eo anatrehan' Andriamanitra Fahefana mifona ho antsika eo anatrehan' Andriamanitra Lioka 12:8 Ny amin'ny inona no ananan'i Jesosy fahefana?

Ny fampianaran'i Jesosy, "Ilay Torinteny Teo An- Tendrombohitra" dia voasongadina ao amin'ny Lioka 6: Ny Fahasambarana (and ).  Sambatra ny malahelo, ny noana, ny mitomany, sy ireo izay mijaly noho ny amin'i Kristy; satria mihevitra an'Andriamanitra izy ireo. 2.Ny fifalian'ny Kristiana (and. 23).  Any an-danitra ny valisoantsika. 3.Ireo ozona tokony hitandremana (and ).  Lozan'ny manan-karena, izay voky, izay mihomehy, izay lazain'ny olona soa; satria mihevitra ny amin'izao fiainana izao izy ireo. 4.Fitiavana tsy misy fetra (and ).  Fitiavana na dia ny fahavalontsika aza; fanaovana amin'ny hafa araka izay tiantsika hataony amintsika; mampisambotra, tsy manantena honitra; mpamindra fo.

5.Mitsara ny hafa (and ).  Aza mitsara na manameloka. Mpanota toa ireo tsaraintsika koa isika. 6.Ny vokatry ny Kristiana (and ).  Azo fantarina amin'ny fitondran-tenany ny mpino. 7.Mihaino sy mankato (and ).  Tsy maintsy mandray am- pifaliana ny hafatra isika ary mivelona araka izany isan'andro. Raha tsy izany, dia toy ny manorina amin'ny tany malama isika. Ny fampianaran'i Jesosy, "Ilay Torinteny Teo An- Tendrombohitra" dia voasongadina ao amin'ny Lioka 6:20-49.

“Fa namaly Izy ka nanao taminy hoe: Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireto izay mandre ny tenin’ Andriamanitra ka mankatò azy.’” (Lioka 8:21) Izay rehetra maniry ny hanara-dia an'i Jesosy dia tafiditra anisan'ny fianankavian'Andrimanitra. Ny fianankavian'Andriamanitra dia mifototra amin'ny fitiavana madio sy tsy misy fihatsaram-belatsihy. Ny vehivavy sy ny lehilahy rehetra ao amin'io fianankaviana io dia mitovy avokoa eo anatrehan'Andriamanitra. Nirodana avokoa ny rindrina nampisaraka rehetra. Tsy misy na dia iray aza mpanota mihoatra ny anakiray, satria samy mpanota mibebaka avokoa izy rehetra (Lioka 5:27-32). Ny tompo sy ny mpanompo dia mitovy ny fitondrana azy(Lioka 7:1-10). Ireo lavin'ny fiaraha- monina dia ekena; ny salama sy ny farofy dia samy antsoina (Lioka 14:15-24). Tsy misy fanavakavahana ara-bolokoditra na firazanana (Lioka 17:11-19).

Indraindray ny olona no mametraka fanontaniana amin'i Jesosy mba hamandrihana Azy amin'ny valiteniny. Mamaly amin'ny fanontaniana Izy mba hitondra azy ireo ho eo amin'ny fahamarinana. (Marka 11:27-33; 12:14- 17). Namaly ilay mpahay lalàna tamin'ny fampiasana ireo andalan-teny voasoratra ao amin'ny vatakely izay fampiasany mandritra ny fotoam- bavakany: Deoteronomia 6:5 sy Levitikosy 19:18. Ny fiainana mandrakizay dia mifamatotra amin'ny fitiavana: fitiavana an'Andriamanitra ary ny namako. Mety hampihomehy ny famaliana ny fanontaniana napetraky ny tena ihany, noho izany dia namali-botana izy tamin'ny fangatahany an'i Jesosy mba hanazava ny teny hoe “namana”. Iza no miendrika ho tiavina?

“Iza moa amin’ izy telo lahy no ataonao ho naman’ ilay azon’ ny jiolahy? Ary hoy izy: Ilay niantra azy. Dia hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ka mba manaova toy izany koa.” (Lioka 10:36-37) Ny fanoharana momba an'Ilay Samaritana Tsara Fanahy dia voasoratra ao amin'ny Lioka 10: Zanakalahy sy zanakavavin'Andriamanitra avokoa ny olombelona rehetra. Tokony ho tiavina sy entina mitovy avokoa. Ny tsirairay no "namantsika". Ilay mpisorona sy ilay Levita dia samy nametraka tamin'ny tenany ny fanontaniana hoe: Inona no hanjo ahy raha mijanona hanampy ity lehilahy ity aho? Ilay Samaritana kosa nanontany tena hoe: Inona no hanjo ity lehilahy ity raha tsy manampy azy aho?

Voasoritra mazava tsara ao amin'ny Baiboly ny fototry ny tena fivavahana marina: o Mika 6:8. o Mika 6:8. “Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara sy izay ilain’ i Jehovah aminao, dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindrampo ary ny hanaraka an’ Andriamanitrao amin’ ny fanetren-tena?” o Jakoba 1:27. o Jakoba 1:27. “Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan’ Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin’ ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin’ izao tontolo izao.” “Iza moa amin’ izy telo lahy no ataonao ho naman’ ilay azon’ ny jiolahy? Ary hoy izy: Ilay niantra azy. Dia hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ka mba manaova toy izany.” (Lioka 10:36-37) o Deoteronomia 10: o Deoteronomia 10: “Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain’ i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an’ i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin’ ny làlany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, hitandrina ny didin’ i Jehovah sy ny lalàny izay andidiany anao anio, mba hahita soa hianao ?”

“Ny tantaran'ilay Samaritana tsara fanahy, dia naneho an-tsary an'i Jesosy sy ny asany. Nofitahina, nokapohina, norobaina sy novonoin'i Satana ny olona ka navela ho faty; nangoraka ny toerana mampahantra antsika anefa ny Mpamonjy. Nilaozany ny voninahiny mba hahatongavany hamonjy antsika. Hitany isika fa efa ho faty ary noraisiny ho andraikitra ny momba antsika. Nitsabo ny ferintsika Izy. Notafiany tamin'ny akanjom-pahamarinany isika. Nanokatra fialofana azo antoka ho antsika Izy, ka nanomana izay rehetra ilaintsika ho andraikiny. Maty mba hanavotra antsika Izy. Nanondro ny ohatra nomeny Izy raha niteny tamin'ny mpanaraka Azy hoe: "Izany zavatra izany no andidiako anareo, mba hifankatiavanareo " "Aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo koa.’” E.G.W. (Ilay Fitiavana Mandresy, tk. 54, pj. 538)