TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ma.
Advertisements

O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
1 Vol. 01. p Vol. 01. p Vol. 01. p.20.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.21.
1 Vol. 02. p Vol. 02. p Vol. 02. p.19.
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.16.
1 Vol. 02. p Vol. 02. p Vol. 02. p.30.
1 Vol. 03. p Vol. 03. p Vol. 03. p.35.
1 Vol. 02. p Vol. 02. p Vol. 02. p.10.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
C h e m i c a l R e a c t i o n s. C h e m i c a l R e a c t i o n A p r o c e s s i n w h i c h o n e s u b s t a n c e i s c h a n g e d i n t o a n.
1 Vol. 01. p Vol. 01. p Vol. 01. p.14.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Nucleophilic substitution of halogenoalkanes.. H H H C C H H H H C C H H Br δ+δ+δ-δ- polar +ve centre electronegative.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
Longitude and Latitude Activity. On the map  1. Draw a red line along the equator (0 degrees latitude).  2. Draw a purple line along the Prime Meridian.
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
Sílabas con m,p,s tema 2. pe so ma si mu se.
Terrestrial High Densities – Rocky surfaces
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Dr.farahani MD-Mph Arak health center
Unit1_7GR_Longitude_Latitude _Activity1
مرکز بهداشت شهرستان اراک انواع بيماريها و اختلالات رواني –عصبي
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
Presentation transcript:

TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ? Lesona 13 ho an’ny 26 Septambra, 2015

Farany, fanontaniana roa momba ny fomba hitoriana ny Filazantsara: “Minoa an’i Jesosy Tompo, dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao.” (Asa 16:31) Ny Kristiana ihany ve no ho voanvonjy? Ny fiangonana Kristiana sasany ihany ve no ho voavonjy? Mety ho voavonjy ve ny olona iray na dia tsy nahafantatra an’i Jesosy aza izy? Fanambarana mazava ny amin’ny fomba ahazoana famonjena izany. Na izany aza, dia misy fanontaniana sasatsasany ihany mipetraka: Hamonjy ny olona rehetra ve Andriamanitra satria Izy tia ny olona rehetra (universalisme)? Lalana ho amin’ny famonjena avokoa ve ny fivavahana rehetra (pluralisme)? Olona an-tapitrisany no maty tsy nahalala na inona na inona momba an’i Jesosy, fanontaniana maro no mety mipetraka: Nahoana no tsy maintsy mandre ny Filazantsara izao tontolo izao? Afaka ho ren’ny olona rehetra eto ambonin’ny Tany ve ny Filazantsara? Farany, fanontaniana roa momba ny fomba hitoriana ny Filazantsara:

NY KRISTIANA IHANY VE NO HO VOANVONJY? “Ity no vato izay nolavinareo mpanao tranao, nefa tonga fehizoro. Ary tsy misy famonjena amin’ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin’ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena.” (Asa 4:11-12) Nohazavain’i Petera fa Jesosy irery ihany no lalana ho amin’ny famonjena. Toa milaza izany fa ny Kristiana ihany no hahazo famonjena. Misy fiangonana sasany mino fa ao aminy ihany no ahitana famonjena. Etsy an-kilany, dia nilaza koa i Petera hoe: “Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra; fa amin’ny firenena rehetra izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.” (Asa 10:34-35). Raha misy olona matahotra an’Andriamanitra ary manao ny marina kanefa tsy mahafantatra an’i Jesosy… tsy tokony hovonjena ve izy ireo na dia tsy Kristiana aza?

METY HO VOAVONJY VE NY OLONA IRAY NA TSY NAHITA AN’I JESOSY AZA IZY? “Fa na oviana na oviana ireo jentilisa tsy manana ny lalàna ireo no misy manao izay nandidian’ny lalàna araka ny nahim-pony, na dia tsy manana ny lalàna aza izy ireo, dia lalàn-tenany ihany; fa ireo maneho ny asan’ny lalàna ho voasoratra ao am-pony, sady ny fieritreretany no vavolombelony, ary ny fisainany mifampiampanga, nefa mba mifanafaka ihany koa aza, - amin’ny andro izay hitsaran’Andriamanitra ny zavatra takona ataon’ny olona, araka ny filazantsarako amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.” (Romana 2:14-16) Ny olona rehetra voavonjy dia avy tamin’ny alalan’ny ran’i Jesosy avokoa na dia mety ho tsy nahalala ny Filazantsara aza ny sasany. Mety handray na handa ny famonjena ny olona tsirairay. Voasoratra ao am-pon’ny tsirairay ny lalàn’Andriamanitra, ary ny voary rehetra no vavolombelona (Romana 1:20). Mety ho tsy nandre ny momba an’i Jesosy izy ireo, fa Izy no hamonjy azy raha mandray ny fahazavana nomeny izy (Jaona 10:16).

“UNIVERSALISME” SY “PLURALISME” “mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina.” (2 Tesaloniana 2:12) Ny mpivoy ny Universalisme dia mino fa omen’Andriamanitra fiainana mandrakizay avokoa ny olona rehetra satria fitiavana Izy, koa tsy maninona izay nataon’izy ireo. Tsy hisy fahafatesana mandrakizay na fanamelohana ho azy ireo. Tsy nampianatra an’izany i Jesosy. Nilaza Izy fa misy lalana ho amin’ny famonjena ary lalana ho amin’ny fanamelohana (Matio 7:13-14). Ny mpivoy ny Pluralisme dia mino fa ny fivavahana rehetra dia mitondra ho amin’ny famonjena. Kanefa isika efa nianatra fa iray ihany ny lalana ho amin’ny famonjena: Jesosy (Asa 4:11-12). Ny bodista dia mety ho voaovonjy amin’ny fankatoavany tanteraka ny feon’ny fieritreretany. Tsy midika izany fa Bodà no mamonjy azy, fa i Jesosy.

TSY MAINTSY TORIANA VE NY FILAZANTSARA? “Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo, ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra.” (Marka 16:15) Mety ho voavonjy ny Jentilisa noho ireo fanambarana “izay kely indrindra” noraisiny avy tamin’Andriamanitra. Na izany aza, dia irin’Andriamanitra izy ireo hahatakatra amin’ny fahafenoany ny famonjena. Tia ny olona rehetra Andriamanitra. Mpanota mila fahasoavana avokoa anefa ny olona rehetra. Nomena tao amin’i Kristy io fahasoavana io. Nantsoiny ny fiangonany mba hanaparitaka ny vaovao mahafalin’io fahasoavana io amin’izao tontolo izao. Mazava ny baiko: “Asandrato mafy ny feonao” (Isaia 40:9). Tompon’andraikitra amin’ny fanambarana ny hany lalana tokana ho amin’ny famonjena—ny Vaovao Mahafalin’ny Filazantsara—ho an’izao tontolo izao mangetaheta isika.

“Ny fiangonana no fitaovana notendren’Andriamanitra hilaza ny famonjena amin’ny olona. Nalamina ho amin’ny fanompoana izy, ary ny hitondra ny filazantsara ho an’izao tontolo izao no asa nanirahana azy. Hatramin’ny voalohany dia drafitra nataon’Andriamanitra ny hampitana amin’izao tontolo izao ny fahafenoany sy ny fahampiany. Tokony haneho miharihary ny voninahiny ny mambra ao amin’ny fiangonana, dia izay nantsoiny hiala amin’ny maizina ho amin’ny fahazavana mahagaga. Ny fiangonana no nametrahana ny haren’ny fahasoavan’i Kristy; ary amin’ny alalan’ny fiangonana no hanehoana farany ny fitiavan’Andriamanitra ka hivelomany amin’ny fomba hentitra sy feno, eny, na dia amin’ireo ‘fanapahana sy fahefana any an-danitra’ aza. Efesiana 3:10.” E.G.W. (Vavolombelona Mahery, pj. 9)

AFAKA HO REN’NY OLONA REHETRA ETO AMBONIN’NY TANY VE NY FILAZANTSARA? “Ary hotorina amin’izao tontolo izao ity filazantsaran’ny fanjakana ity ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.” (Matio 24:14) Mety hahita sakana maro isika rehefa miezaka mandresy lahatra ny tsy Kristiana: Drafitra tsy mifanaraka amin’izay ilaina. Fanabeazana, fitsabona, ary fanampiana ny hafa; fa tsy fitoriana ny Filazantsara. Tsy fahampian’ny mpiasa sy ny vola. Fandrarana ny fivavahana kristiana any amin’ny firenena sasany. Kanefa, nomen’Andriamanitra teny fikasana mampahery isika: Miaraka amintsika Izy (Matio 28:20).  Tsy handresy antsika ireo fahavalontsika (Matio 16:18).  Hiparitaka manerana an’izao tontolo izao ny Hafatra (Asa 1:8).  Handroso ary hahatanteraka ny iraka nanirahana azy ny Tenin’Andriamanitra (Isaia 55:11).

“Betsaka no mitomany mitady an’Andriamanitra velona, ary maniry indrindra ny fanatrehany. Ireo vinavinan-kevitra araka ny filozofia na ireo famoaboasana araka ny haisoratra, na mamirapiratra toy inona aza dia tsy mampitony ny fo. Tsy misy vidiny ny fanantitranterana sy ny zavatra noforonin’ny olona. Aoka ny tenin’Andriamanitra no hiteny amin’ny vahoaka. Aoka ireo izay tsy nandre afa-tsy lovan-tsofina sy vinavinan-kevitr’olombelona ary teny zary ohabolana, handre ny feon’Ilay afaka manavao ny fanahy ho amin’ny fiainana mandrakizay amin’ny teniny.” E.G.W. (Henoinareo ny Fanoharana, tk. 2, pj.24)