NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015.

Slides:



Advertisements
Similar presentations
Ma.
Advertisements

El Alfabeto Con Vocabulario
O Alfabeto Com Vocabulário Adaptado ao português do original de Robert Rose. 01/03/08.
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra.
1 te 2 1 te 2 1 te-- 1 te-- 1 te 2 1 te 2 1 te 2 te ta 2-- ta 1 te-- 1 te-- 1 te ta 2-- ta 1 te-- 1 te 2 te 1-2.
Lesona 1 ho an'ny 3 Janoary "Ny Ohabolan'i Solomona, zanak'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely” (Ohabolana 1:1) “Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora,
T4 TEMPOLY na NY TENA. T4 TEMPOLY na NY TENA Voakasika ao anatin’izany ny: FISEHO FITENY HERY MIASA MANGINA FIFANDRAISANA TONTOLO IAINANA.
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha- monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto.
Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva.
T2 TALENTA. T2 MAHAFANTATRA NY FAHAFAHA- MANAO TENA.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
T 3 TOMBONANDRO. Ro iny T 3 TENA MANOKANA Reseho lahatra ny mambra mba hanao lisitry ny zavatra atao ( emploi du temps ): Isan’ andro Isan- kerinandro.
Click on each of us to hear our sounds.
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15 oktobra 2014
La chenille qui fait des trous. Ilay fanday noana be. The very hungry caterpillar. Eric Carle.
FFPM Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly,
FF 26.
FFPM 642.
FFPM 317.
Lesona 8 ho an'ny 21 Febroary Ny fitovian'ny olombelona rehetra (Ohabolana 20:9, 12) Maharitra (Ohabolana 20:6) Maharitra (Ohabolana 20:6) Miandry.
Lesona 4 ho an'ny 25 Aprily, “Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà.
Lesona 9 ho an'ny 28 Febroary “Inona no marina?” (Jaona 18:38). Nanoratra momba ny fahamarinana sy ny fahitsiana i Solomona ao amin'ny Ohabolana.
Lesona 7 ho an'ny Febroary Ny torohevitr'i Solomona ho famahana ireo olana ara-pifandraisana: 1.Aoka hanarona fahadisoana(Ohabolana 17:9; 19:11)
NY FIAVIAN'I JESOSY Lesona 1 ho an'ny 4 Aprily 2015.
Ny olona tsirairay dia tsy maintsy misafidy ny lalany eo amin'ny fiainana. Io lalana io dia mety hitondra na ho amin'ny fiainana mandrakizay na ho amin'ny.
Lesona 5 ho an'ny 2 May, Inona no tian'i Lioka hambara rehefa milaza izy fa fanaon'i Jesosy ny mitandrina ny Sabata? Ahoana no tokony hanaovantsika.
Lesona 11 ho an'ny 14 Martsa MIAINA AMIM-PINOANA: 1.Mitandrina ny lalàna. Ohabolana 28:4, 7, 9. 2.Mahalala ny zavatra rehetra. Ohabolana 28:5.
Leson 6 ho an'ny 9 May, Nandray anjara tamin'ny nahaterahany izy (Maria, Elizabeta sy Ana) Nomen'i Jesosy tombabidy izy (ilay mpitondratena tao.
Lesona 10 ho an'ny 7 Martsa Ity fizarana amin'ny Ohabolana ity dia hanampy antsika hahita izay “ao ambadiky ny saron-tava”. Izany hoe, ny zava-misy.
IZA MOA I JESOSY KRISTY? Lesona 3 ho an'ny 18 Aprily 2015.
A) 80 b) 53 c) 13 d) x 2 = : 10 = 3, x 3 = 309.
Lesona 9 ho an'ny 30 May,, “Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.” (Lioka 4:32) Fahefana milaza ny hevitry.
Lesson 5 ho an'ny 31 Janoary, “ Ny harena azo tamin'ny tsy marina dia tsy mahasoa akory; fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.” (Ohabolana.
Lesona 8 ho an'ny 23 May, “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.
Lesona 7 ho an'ny 16 May Andriamanitra dia manana ny maha- Izy Azy, tena misy Izy ary tia sy mikarakara tahaka ny raim- pianakaviana olombelona.
Lesona 2 ho an'ny 11 Aprily “Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary.
Lesona 2 ho an'ny 11 Jolay, Ny antson'Andriamanitra dia nidika ho: Fialana amin'ny tanana nahabe sy ny fianakaviana manompo sampy (Josoa 24:2).
Lesona 12 ho an'ny 21 Martsa Ao amin'ny Ohabolana 30, Agora dia manoro hevitra antsika mba hanana fanetre-tena amin'ny alalàn'ny fandosirana ny.
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo.
TSY MAINTSY HANDRE VE IZAO TONTOLO REHETRA IZAO ?
“Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony.
Laughing Singing 5 th Grade 2 nd Quarter Memory Song.
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa.
Lesona 5 ho an'ny 31 okotbra, Hafatra ho an'ny mpisorona sy ny mpaminany (Jeremia 23:14-15; 5:26-31) Ny nasetrin'ny mpisorona izany: nikapoka an'i.
Ny ato am-poko ? ho Anao mandrakizay ‘Lay Fanantenako.
FANADIHADIHANA MIKASIKA IREO KARAZANA TEKNOLOJIA AMPIASAINA EO AMIN’NY SEHATRA ROJO-PIHARIANA VARY ANTSIRABE 15 OKTOBRA 2015.
Lesona 9 ho an'ny 29 Aogositra, “Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia sy Frygia sy.
FEHEZAN-DALANA MOMBAN’NY FITOMPOAN- DRAHARAHA. Andraikitr’ireo mpitantsoroka amin’ny fitompoan-draharaha MINEAH: 1.Miantoka ny fitompoan-draharaha vonjimaika.
 Tantara: Tantaram-piainana. Iza i Paoly? Fitoetra manokana. Karazana olona toy inona i Paoly?  Fiantsoana: Tanjona. Inona no kinendrin'ny fiantsoana.
Lesona 4 ho an'ny 24 oktobra, Ny hafatr'i Jeremia Ireo lalana roa (Jeremia 17:5-10) Fanitsiana ny ota (Jeremia 17:1-4) Famalian a ilay hafatra Fanafihana.
基 督 再 來 (一). 經文: 1 你們心裡不要憂愁;你們信神,也當信我。 2 在我父的家裡有許多住處;若是沒有,我就早 已告訴你們了。我去原是為你們預備地去 。 3 我 若去為你們預備了地方,就必再來接你們到我那 裡去,我在 那裡,叫你們也在那裡, ] ( 約 14 : 1-3)
Lesona 9 ho an’ny 27 Febroary, Ady maro amin’Ilay Fifanandrinana lehiben’ny tsara sy ny ratsy no nitranaga nandritra ny fotoana fahaterahan’ny Fiangonana.
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 LOHAHEVITRA: ZON’NY VEHIVAVY/HETSIKA 50-50/ADY AMIN’NY HERISETRA/ FIOVAOVAN’NY TOE-TRANDRO.
FAMBOLENA LEGIOMA.
ma mu mi mo me pe pi pa pu po si sa so.
Sílabas con m,p,s tema 2. pe so ma si mu se.
El Alfabeto Y Saludos Lección Uno.
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
Dr.farahani MD-Mph Arak health center
Ka ta ka na カタカナ  1 These tennis courts were surrounded by apartment buildings. Hitting a ball made quite a loud noise. In Japan in many schools.
Слайд-дәріс Қарағанды мемлекеттік техникалық университеті
- Mampijoro ny zavamaniry
.., - I ':\ ' !' #
.. -"""--..J '. / /I/I =---=-- -, _ --, _ = :;:.
II //II // \ Others Q.
Itcoinitcoin ASAS. 4 I4 I,
I1I1 a 1·1,.,.,,I.,,I · I 1··n I J,-·
The Name Game Creative Writing Dias.
VoiceandChoice SRHR MEDIA Template
. '. '. I;.,, - - "!' - -·-·,Ii '.....,,......, -,
Presentation transcript:

NY TANTARAN'I JONA Lesona 4 ho an'ny 25 Jolay, 2015

“Izy [Jeroboama II] no nampody ny sisin- tanin'ny Isiraely ka azony hatrany akaikin'i Hamata ka hatramin'ny ranomasin'ny tani-hay, araka ny tenin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, izay nampilazainy ny mpanompony, dia Jona, zanak'i Amitahy, mpaminany tany Gata- hefera.” (2 Mpanjaka 14:25) Zanak'i Amitahy no anolorana an'i Jona (Jona 1:1), mpaminany Galileana teraka tany amin'ny tanana kely akaikin'i Nazareta. Mpaminany nahita fahombiazana izy. Ny faminaniany momba an'i Israely dia tanteraka (Jeremia 28:9). Nananan'i Jona avokoa na ny hery lehibe na ny fahalemena goavana. Mafy hatoka sy mpikomy izy, kanefa tiany ny mianatra. Nahatoky tamin'Andriamanitra izy, nahery fo ary lehilahy mivavaka. Tery saina sy tia tena ihany koa anefa izy, sady tia mamaly faty. Fikasan'Andriamanitra ny miasa amin'ny alalantsika na dia eo aza ireo fahadisoantsika.

“Dia natahotra an'i Jehovah indrindra ireo olona ireo ka namono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah sady nivoady.” (Jona 1:16) Nambaran'Andriamanitra ny Israely fa ireo Jentilisa dia ho voatarika ho eo amin'izy ireo ary hiova fo noho ny ohatra asehon'i Israely (Deotoronomia 4:5-6; Isaia 56:7). Na izany aza dia nantsoina i Jona handeha ho an'ny amin'ny Jentilisa ary hitory ny hafatry ny famonjena any. Nirahina ho any antsinana mandeha an- tanety izy, kanefa nanapa-kevitra ny handeha miakandrefa an- dranomasina. Tsy nankato an'Andriamanitr a izy, nefa ny rivotra sy ny ranomasina nankato ny Mpamorina azy. Natory izy, nefa ny tantsambo dia nangataka azy mba hivavaka. Tsy te hiresaka momba an'Andriamanitra izy, nefa voatery nijoro vavolombelon'ny finoany sy ny iraka nanirahana azy. Ireo tantsambo ireo no mpanompo sampy voalohany niova fo na dia teo aza ny fitondran-tenan'i Jona. Lehibe manao ahaona re ny fitiavan'Andriamanitsika!

“Ary Jehovah nanomana hazandrano lehibe hitelina an'i Jona. Ary Jona dia tao an-kibon'ilay hazandrano hateloan'andro sy hateloan'alina. Dia nivavaka tamin'i Jehovah Andriamaniny tao an- kibon'ny hazandrano Jona.” (Jona 2:1, 2) Araka ireo asa soratra tamin'izany vanim-potoana izany, ny hoe “telo andro sy telo alina” dia tandindona fampiasa tamin'ny literatiora izay maneho ny fotoana hahatongavan'ny olona iray any amin'ny Sheola (Jona 2:3). Nampiasa ny tantaran'i Jona i Jesosy ho ohatra nanehoany ny tenany “ao anatin'ny tany” (Matio 12:40). Nitsangana amin'ny maty Izy tahaka an'i Jona naloan'ilay trondro lehibe.

“Ary Jehovah nanomana hazandrano lehibe hitelina an'i Jona. Ary Jona dia tao an- kibon'ilay hazandrano hateloan'andro sy hateloan'alina. Dia nivavaka tamin'i Jehovah Andriamaniny tao an-kibon'ny hazandrano Jona.” (Jona 1:17-2:1) Naneho ny famindram-pony tamin'i Jona Andriamanitra. Io ihany no famindram-po izay nanetsika Azy hamela ny fahotan'ny mponina tao Ninive. Nanambana an'i Jona ny fahafatesana. Nahatoky ny famelan-keloka atolotr'Andriamanitra izy ary nino fa afaka mamonjy azy Andriamanitra. Niaiky heloka teo anatrehany izy (Jona 2:7-10).

“Mitsangàna, ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe; ary torio aminy ny teny izay lazaiko aminao. […] Ary Jona niantomboka nandeha tao an- tanàna lalana indray andro ka nitory hoe: Rehefa afaka efa-polo andro, dia horavana Ninive!” (Jona 3:2-4)

“Ny mpitondra hafatry ny Tompo ao amin'ny tanàn- dehibe dia tsy tokony ho azon'ny fahakiviana noho ny fandozana, ny tsy fisian'ny rariny sy ny hitsiny, ny faharatsiam-panahy tojo azy eny am-piezahana hilaza amin'ny olona ny vaovao mahafaly momba ny famonjena. Andriamanitra no fampiononana ho azy ireo. Halefan'Andriamanitra ho azy ny hafatra nomeny ny Apostoly Paoly fony izy tao amin'ny tanàna feno faharatsian'i Korinto manao hoe: "Aza matahotra fa mitenena ihany, ka aza mangina; fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho". Asa 18:9… Fa na firy na firy no mety ho heloka sy ny faharatsiana vitan'ny tanàna tsirairay, dia mbola ho hita ao ihany koa ireo fanahy vonona ho tonga mpianatr'i Jesosy raha ampianarina ara-dalàna. Afaka hahatarika olona anarivony handray an'i Kristy ho Mpamonjy ny tenany ny hafa-pamonjena.” E.G.W. (Mpaminany sy Mpanjaka, tk. 22, pj. 232)

“Dia nivavaka tamin'i Jehovah izy ka nanao hoe: Mifona aminao aho, Jehovah ô, tsy izao ihany va no efa nolazaiko fony aho mbola tany amin'ny taniko? Fa ny andrao hisy toy izao no nandosirako ho any Tarsisy, satria fantatro fa Hianao dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin'ny loza.’” (Jona 4:2) Tsy mampino! Jona irery ihany no olona voalaza ao amin'ny Baiboly ho nanome-tsiny an'Andriamanitra noho ny nanolorany fahasoavana, famindram-po, faharim-po ary feno fitiavana. Nitaraina izy satria namela heloka Andriamanitra fa tsy nandefa loza. Inona no tena olan'i Jona? Ny fitiavan-tena no olany. Tsy afaka ny hihevitra ny hafa ankoatran'ny tenany i Jona. Nanandanja bebe kokoa taminy ny lazany sy ny mahasoa azy noho ny famonjena olona mihoatra ny Moa jamba toa an'i Jona ve isika? Mihevitra ny amin'ny iraka naniraha antsika ve isika— miasa ho amin'ny famonjena ny namantsika? Moa irintsika ny hanatanteraka am-pifaliana ny iraka nomena antsika?

“Takiana amin'ny rehetra ny hiasa mba hampihena ny faharatsiana ary hampitombo ireo fitahiana ho an'ny mpiara-belona aminy. Raha matanjaka isika manohitra ny fakam-panahy, dia manana adidy lehibe isika amin'ny fanampiana ireo izay malemy sy marefo. Manana fahalalana isika? Tokony hampianatra ireo tsy mahalala. Notahian'Andriamanitra isika tamin'ireo haren'izao tontolo izao? Adidintsika ny mitondra fanampiana ireo malahelo. Tsy maintsy miasa ho amin'izay mahasoa ny hafa isika. Aoka ireo rehetra izay ao anatin'ny faribolan'ny hery miasa mangina avy amintsika ho mpiombona amin'izay fahatsarana indrindra, na inona na inona ananantsika. Tsy tokony hisy na dia iray aza hihinana mofon'aina nefa tsy mizara izany amin'ny manodidina azy. " E.G.W. (Testimonies for the Church, boky. 5, tk. 74, pj. 606)