Download presentation
Presentation is loading. Please wait.
Published byViviane Ducharme Modified over 6 years ago
1
Tsy misy fahatapahany ny internet connection ka mahabe ny fahafahan’ny olona hampiasa sy hiantehitra aminy VOKANY eo amin’ny toe-tsaina?
2
LAFY TSARANY - Manamora fifandraisana (call, skype, facebook, …) - Manampy amin’ny fahalalana zavatra maro (oh: boky; google map; wikipedia) - Manolotra karazan’asa (christianjob.com; Craigslists…)
3
Lafy Tsarany - Manamora fiainana (map, amazon…) - Ahitana zavatra mahaliana (fandrahoana, tao-zavatra, films…) - Afahana manaraka fianarana samihafa (fampianarana en ligne; manome asa fampiharana betsaka; mampitombo fahaizana… oh: mianatra mozika)
4
LAFY RATSINY - Miteraka korontan-tsaina: fahavarianana tsy voatohitra Internet Addiction Disorder - cyber-relation addiction: (fifandraisana) - Net compulsion: filokana, filalaovana (gambling, auction, gaming) - cybersexaddiction: pornographie
6
LAFY RATSINY - Miteraka fisainana hatoky machine mihoatra ny zavatra hafa olona 3 mihevitra fa ny internet dia ilaina kokoa noho ny rivotra, rano, sakafo sy fialofana (Jaffe, A., 2011)
7
LAFY RATSINY - Manary ny mahaolona ny olona tsy miraharaha zavatra hafa ivelany tezitra raha miala/esorina aminy lasa andriamanitra kely ny machine lasa manan-danja hifandraisana, namana, vady oh: sexting, sary
8
Lafy Ratsiny
9
- Miteraka toe-tsaina mihorona amin’ny tena afaka miaina irery sy manao izay sitraky ny fo na tsara na ratsy tsy misy mpanelingelina - Mampitombo ny fitsitokotokoana manamafy ny efa misy, oh: eny an-dalana, ao an-trano Lafy Ratsiny
10
- Tsy fahafahana mifantoka ela tsy mora ny mitaona olona tsy te ho an-tsekoly - Mamokatra mpikirakira fa tsy mpamorona sy mpikaroka Lafy Ratsiny
11
- Manova rafi-piainana tsy alina fa manenjika zavatra mahaliana/mampiomehy. (Sarotra ny mahazo tanora ny alahady na ny maraina) - Manova ny rafi-piaraha-monina tanora sy ankizy mahalala bebe kokoa noho ny ray aman-dreny tsy mila ray aman-dreny na mpampianatra Lafy Ratsiny
12
- Miteraka fasahiranan-tsaina sy tsy fahafaham-po be loatra ny information ka sarotra ny manivana - Tsy fahafahana miatrika olam-piainana mitombo ny famonoan-tena na famonoana olona noho ny tsy fahitana vahaolam-pianana izay mety ho tsotra saingy tsy hita amin’ny internet Lafy Ratsiny
13
- Miteraka tahotra sy tebiteby, ary horohoro vokatry ny zavatra jerena tsy voalanjalanja vokatry ny karazana fandratrana sy hetraketraka (bullying) fandikan-dalana, hosoka, na halatra (identity thief) Lafy Ratsiny
14
Tsy afa-miala amin’ny teknolojia izao tontolo izao Hitanao any USA dia misy hitanao aty Madagascar, mety ho elanelany dia ny tsy fahafahana mikirakira azy 24/7 sy ny kolotsaina mifehy ny fiaraha-monina.
15
TOETRAN’NY OLONA MIATRIKA ZAVA-BAOVAO NA ZAVA-MAHATAHOTRA Miady – Mitsoaka - Tsy mahetsika
16
Inona no tokony hatao. - Mijery sy mampivoitra ny. tsara misy
Inona no tokony hatao? - Mijery sy mampivoitra ny tsara misy - Manandratra ny tsara amintsika sy ny amin’izay inoantsika - Miaro tena tsy ho tratran’ny IAD
17
- Mampivoitra ny fampihavanana hanoherana: ny fitsitokotokoana, ny mahatsirairay, addiction… Vahaolana atolotra: fiverenana amin’ny fiaraha-monina (fianakaviana, fikambanana, na fiaraha-monina – Family na group therapy, community treatment)
18
Isika kristiana miaina amin’ny kolotsaina “tsy misara-mianakavy” no tokony hahita olana atrehina
19
Fantaro ny zavatra rehetra, hazony mafy izay tsara (1 Tes. 5:21)
Similar presentations
© 2025 SlidePlayer.com. Inc.
All rights reserved.