Download presentation
Presentation is loading. Please wait.
Published byJenna Rhodes Modified over 11 years ago
1
Ny LAHY sy ny VAVY TANJONA : - Fandinihina ny tena - Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo - Handraisana fanapahan-kevitra
2
ANDRIAMANITRA MPAMORONA Izao tontolo izao: –Nisy lamina maty paika –Tsara izany ! Ny lahy sy ny vavy –Fanekena izany fifaliana, … –Lahy: 90% Vavy : 60% (???) Ny Fanambadiana –Tsy tsara raha irery ralehilahy ! –Nanaovana vady sahaza
3
Fanambadiana manaraka ny « Mode demploi » nataonAndriamanitra Gen. 2: 24 Mandao Mikambana @ vadiny Ho nofo iray Matetika : … … Ahoana izany hoe mandao ? Mikambana ? Ho nofo iray ( no comment !) Souhaits : - Tsy Mariage par accident - Tsy fanaovana cadeau de rupture - Tsy ho lasa trophée fotsiny HANOME VONINAHITRA ANANDRIAMANITRA !
4
Ahoana ny fahitana : / Mpamitaka Be resaka Tsy azo itokisana Mpandrobo … / Fakam-panahy Mamitaka Be sentiment …. SAROTRA KOKOA NY MAHITA LAFINY TSARA
5
Karaoty Roa Mifangia !
6
Ny Lehilahy @ ankapobeny ! Be maso Be vava Fo miefitrefitra mora taitra be teny fa mora manadino ( toky,..) Misaina @ ankapobeny Manome lanja ny ara- nofo mampiasa tiroirs maro Allumette
7
Izany ka Lehilahy!
8
Ary izany koa an!
9
Ny VehiVavy @ ankapobeny ! Be sofina Tokam-po mora mandray teny mamy misaina sy mijery @ sentiment Mahita ny détails mora mitahiry tsy dia mora mivadika Sarotra arehitra saingy maharitra Afo kitay Armoire!
10
Vehivavy manao golf re io e!
11
ATELIER Misaraka ny lahy sy ny vavy ! Mandray fepetra araka izay hita t@ ny ankilany avy: Inona no tokony hatao? Inona no tokony hotandremana? Mijery TeninAndriamanitra Mandray FANAMBY Faranana @ VAVAKA
12
En C hrist dans le monde avec une vie transformée!
13
Zavatra hafa mihitsy!
14
Ressemblance …!
Similar presentations
© 2025 SlidePlayer.com. Inc.
All rights reserved.