Download presentation
Presentation is loading. Please wait.
1
SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE )
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019 SOKAJY HAINO AMAN-JERY (RADIO VANILLE ) Madagascar-Prefecture Sambava Region SAVA-Commune Urbaine SAMBAVA 21-22 Jona 2019 RAJAONINA Marino “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
2
“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
FAMINTINANA RADIO Vanille Sambava Herisetra mpitranga ao an-tokantrano.Olo roa no mamorona ny tokantrano dia lehilahy sy vehivavy ary izy ireo dia manana tanjona iombonana.(Oh:Hanana taranaka sy fananana iombonana)nefa izay dia tsy tanteraka rehefa mitranga ny herisetra. Fomba fijery vaovao dia ny mba ahafahana mitaiza ny zazalahy sy zazavavy hitovy.Rehefa tsy eo ny iray amin’ilay mpamorona ny tokantrano dia tsy ho tafita any amin’ny ankizy izany fitaizana izany .Tokony hipetraka ny tena atao hoe Ray aman-dreny(Ray+Reny). Vahaolana ho an’ny fiharian-karenan’ny tokantrano ny firindran’ny fifandraisan’ny mpivady .Mifanohitra amin’izany ny herisetra ao an-tokantrano izay loharanon-korontona ary misy fiantraikany amin’ny fitaizana sy ny fanabeazana ny zanaka.Ny tokantrano milamina no fototra voaloany iaingan’ny fampandrosoana ny firenena. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
3
“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
ANTON’NY FAMORONANA Maro ny tokantrano mikorontana noho ny herisetra eo amin’ny mpivady . Mitombo ny ankizy very zo rehefa rava ny tokantrano,toy ny zo hanana fiahiana ,zo hianatra,zo hotsaboina ...sns .Miteraka herisetra amin’ny ankizy ihany koa ny herisetra hitany sy iainany ataon’ny ray aman-dreniny. Manampy amin’ny fitaizana ny ankizy eo amin’ny ankohonana. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
4
“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
TANJONA FOTOTRA Hampafantatra fa heloka ny herisetra ao an-tokantrano,miteraka fatiantoka eo amin’ny fiharian-kerana ny korontana ary mba hampihena ny fisian’izany tranga izany. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
5
OLONA KENDRENA HIANTEFANY
Ny Ray aman-dreny ,ny tanora izay hikasa hanorina tokantrano-mpitondra ara-pivavahana-ny ray aman-dreny ara-drazana. .Niantefa tamin’ireo olona nokendrena ve izany? Eny tena niantefa tokoa Nisy ireo nijoro vavolombelona fa nitondra fanovana tamin’izy ireo ny hafatra nampitaina.Ary izy ireo no lasa nanatevin-daharana ho ao anaty tambanjotra miady amin’ny herisetra sy ny fampiroboroboana ny miralenta. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
6
“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
DINGANA /FOMBA FIASA Ny Benin’ny Tanana kaomina Anjinjaomby,ny avy tao amin’ny sampandraharahany mponina,ny lehibeny fokontany,ary ny mpitondra fivavahana ary ny talen’ny sekoly EPP tao Anjijaomby no nanangonana ny antotan-kevitra. Roa ny vehivavy ary telo ny lehilahy. Noho ny fahitana fa raha hiresaka ny ady amin’ny herisetra ary mba hampanjakana ny miralenta dia manana adidy sy andraikitra lehibe tokoa izy ireo amin’izany. Zava-dehibe ny hevitr’izy ireo satria ireo no azo lazaina mifampikasoka akaiky ary mivantana any amin’ireo izay hiantefany hafatra tao anatin’ny asa izay natao. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
7
“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
FIANTRAIKANY Nihena ny tranga herisetra misy ao an-tokantrano Nitombo isa ny ankizy niditra any an-tsekoly Narisika amin’ny fandraisana anjara eo amin’ny asa fampandrosoana tao anatin’ny kaominina nisy azy ireo na ny lehilahy na ny vehivavy. (Isany mpianatra voasoratra anarana tao amin’ny EPP Anjijaomby ny taom-pianarana dia 355 ,izay tafakatra 515 indray izany ny taona Loharanom-baovao Tale ny sekoly Atoa Befety Jose) (Nihena ireo fitarainana momba ny herisetra ao antokatrano izay nanodidina teo amin’ny 15 isam-bolana izany teo aloha, fa amin’izao tsy misy hafa tsy isam-bolana izany.Loharanom-baovao Benin’ny Tanana Anjijaomby Rtoa Jeanne Ursella) Ny fomba nampiasana ny haino aman-jery mba nahafahana nampitombo ny fiantraikan’ny dia ny fanaovana fandaharana mihompana amin’ny fanabezana ary izay hita fa manakaiky ny fo ny mpihaino(tantara-fijoroana vavolombelona-latabatra boribory) “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
8
“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
DOMBERINA “FEEDBACK” Nahaliana ny mpihaino ny fandaharana,maro no niova fomba famindra ary lasa izy ireo mihitsy no lasa fitaovana nandresy lahatra ny hafa mba hanohitra ny herisetra’’ka sahy nijoro vavolombelona. Naniry ny hitohizany fandaharana tsy ho tapaka izy ireo. “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
9
“Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
FANARAHA-MASO Nidina teny amin’ny Commune Anjijaomby ka nanadiady ny Benin’ny Tanana Rtoa Jeanne Ursela koa tamin’izany namohany ny antontan’isa fa teo aloha dia mahazo fitarainana eo amin’ny 15 tokantrano ao anatin’iray volana,fa tato aoriana dia tsy nisy hafa tsy manodidina eo amin’ny 08 hatramin’ny 5 ny tranga miseho.Izay hita fa efa misy fidinana tsikelikely. MISAOTRA TOMPOKO “Voice and Choice!Fampahefana Ny Vehivavy, Ady amin’ny Herisetra”.
Similar presentations
© 2025 SlidePlayer.com. Inc.
All rights reserved.