Download presentation
Published byMariette Despres Modified over 9 years ago
1
FFPM 430 1. Endrika sariaka no Anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly, Fiv : Ka endrika sariaka no Anompoako Anao Jehovah Ray.
2
FFPM 430 2. Fa tsaroan’izany saiko, Mandra-maty ho tadidiko, Ny nanavotanao ny aiko, Ilay fanahy sarobidiko. Fa nomena fahendrena Izay ekena fany famonjena, Fiv : Ka endrika sariaka no Anompoako Anao Jehovah Ray.
3
FFPM 430 3. Be ny zavatra mihatra Mampahory sy mandrerapo ; Kanefa ireny tsy handratra Ny arovanao, ry Ilay tsitoha Fa ny fony tena tony Tsy mba kivy, tsy mba taitra intsony Fiv : Ka endrika sariaka no Anompoako Anao Jehovah Ray.
4
FFPM 430 4. Misy ve ny mampanahy Sy ny zava-manahirana ? He, tsy kivy ny fanahy Fa hijoro, ka ho mirana. Fa Jehovah, ray mahery Miandany sady koa mijery Fiv : Ka endrika sariaka no Anompoako Anao Jehovah Ray.
Similar presentations
© 2025 SlidePlayer.com. Inc.
All rights reserved.