Download presentation
Presentation is loading. Please wait.
Published byAlfred Pothier Modified over 9 years ago
1
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015
2
Fanolorana teknika Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa. Nandray anjara : Olona feno taona miisa 100 manana kaonty amin’ny finday. Toerana: Antananarivo sy ny manodidina. Daty : 20 hatramin’ny 31 marsa 2015.
3
Anton’ny kaonty mobile banking Fanontaniana : inona no antony ilana kaonty ?
4
Fanontaniana : inona no antony itahirizana vola ivelan’ny trano fonenana ? > 96% n’ireo manana kaonty no manana fomba hafa itahirizana vola > Ireto no be mpisafidy : -Ny banky -Ny « caisse d’épargne » -Ny mpampindram- bola madinika Anton’ny kaonty mobile banking
5
Safidy tambazotra Fanontaniana: amin’ny tambazotra inona ny kaontinao? >Ny 90%-n’ireo mitana kaonty dia manana namana na olom-pantatra manao toa azy
6
Fanontaniana : inona no antony isafidiananao io tambazotra io ? Safidy tambazotra
7
Fanontaniana : inona no hitanao fa herin’ny tambazotra anananao kaonty? Kalitaon’ny tolotra 51% Hafainganana 20% Tolotra hita n’aiza n’aiza 11% Sarany mirary 10% Misy mpanjinjara eo akaikinay 9% Safidy tambazotra
8
Bonus : nambaran’ireo ireo mpanjinjara… Mobile banking : fironana natosiky ny tsy fandriam-pahalemana. Toa iza ny mpanjifa : ny olon-drehetra ankoatra ny manan-katao, indrindra ny mpianatra ambaratonga ambony lavitra fianakaviana. Airtel money dia be mpampiasa satria miparitaka kokoa ny Sim Airtel. Mvola kosa manana tombony satria maharakotra bebe kokoa n’i Madagasikara. Sarany hoan’ny 20.000Ariary OrangeAirtelTelma Mandefa na mametraka raha tsy manana kaonty 0/ 1400Ar200Ar/1800Ar Maka vola800Ar700Ar
Similar presentations
© 2025 SlidePlayer.com. Inc.
All rights reserved.